Taona maro izay no nila ravinahitra any ivelany i Joy K. Mandalo ary hanao fampisehoana eto kosa ity mpanakanto ity amin’izao. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy! Misy andro roa natokan’i Joy K hihaonana amin’ireo mpankafy azy, mandritra izao fandalovany an-tanindrazana izao. Nigadona omaly, miaraka amin’ ny vady aman-janany ity mpanakanto […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nidoboka am-ponja vonjimaika ny filohan’ny BAAM, Rasambozafy Cyrille sy ireo telo hafa rehefa niakatra fampanoavana tao Mananjary, afakomaly. Nafahana madiodio kosa ireo olona efatra hafa. Anisan’ny vesatra iampangana azy ireo ny fitarihana hetsika tsy nahazoana alalana nitakiana ny fanahafahan’ ny depioten’i Vangaindrano, i Mahavitara Sylvestre. Hatao ny 22 aogositra izao […]
Ramamimampionona Gérard : “Itokisana amin’ny zava-drehetra ny minisitra”
“Olobe eto amin’ny tany sy ny fanjakana ny minisitra. Ao anatin’ny fahefana mpanatanteraka izany. Mitodika aminy ny mason’ny rehetra. Miandry azy hiasa mafy ny olona, miandry azy hijery ny fiainany… “. Izay ny fijerin’ny mpandinika fiarahamonina izay filoha lefitry ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, Ramamimampionona Gérard, momba […]
Tsy maintsy vola ve ?
Mahoraka ny honohono sy resabe mahakasika ny kolikoly, manodidina ny fametrahana ireo tomponandraikitra eto amin’ny firenena. Amina miliara, hono? An-jatony tapitrisa, hono? Asa re izay fahamarinany fa fandikan-dalàna iray sarotra hamarinina sy hitadiavana porofo rahateo izany. Endrika fandikan-dalàna saro-pady sy mety hihatra aman’aina ka mahatonga ny loharanom-baovao hihidy vava […]
Fifidianana ben’ny tanàna: tokony hivoaka ny 6 aogositra ny fanaikana mpifidy
Mbola manjavozavo ny hirosoana amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy ny mpanolontsain’ny Tanàna amin’ity taona ity. Efa tokony hamoaka ny daty fanaikana ny mpifidy rahateo ny fanjakana. Tsy mbola niova fa mijanona ho ny 6 novambra amin’ity taona ity ny fifidianana ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolontsaina. Efa samy nankatoavin’ny fitondram-panjakana […]






