Other News

VAOVAO TAMBATRA

Hotazonina amin’ny vidiny ankehitriny ny vidin-tsolika hatramin’ny faran’ny taona na mitaky ny fampiharana ny vidiny tena izy aza ny mpamatsy vola. Tsy ho zakan’ny mpanjifa raha toa ka ampiharina izany vidiny tena izy izany. Noho izany, hisy ny politika hapetraky ny fanjakana hirosoana tsikelikely amin’ny fampiharana mba ho afaka hihatra […]

Mahajanga : vary simba 518 gony nodorana

Nodorana ny zoma teo avokoa ireo gonim-bary simba miisa 518, tao Mahajanga, rehefa voamarina tamin’ny fitiliana natao fa tsy azo hohanina intsony. Notanterahina teo an-tokotanin’ilay orinasa mpanafatra entana, tompon’ny vary, ihany ny fandevonana ny vokatra. Nitarika izany ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra ary ny fanjifana, ny sefo […]

Fisitrahana herinaratra: hifantohana ny fampiroboroboana ny angovo azo havaozina

Tafiditra ao anatin’ny tetikasam-panjakana ny fampiroboroboana ny herinaratra, indrindra ny fampiasana ny angovo azo havaozina azo avy amin’ny rano. Misy ny dinika faharoa momba ny tetikasa hiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro eto Madagasikara. Tanterahina mandritra ny 12 andro, eny Ampan­dria­nomby, ny dinika faharoa momba ny fampiroboroboana ny angovo azo ha­vaozina, izany […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jona ho avy izao, any Antsirabe, ny fifaninanana nasionaly N1A, faritra afovoany, taranja basikety, sokajy lahy sy vavy. Tsiahivina fa tany Atsinanana no natao ny N1A faritra Atsinanana, izay nanjakan’ny klioba avy aty Analamanga. ny GNBC no voalohany ho an’ny vehivavy, raha toa ka ny […]

Baolina kitra, sokajy vehivavy : tompondakan’Itasy ny Askam Afa

Fantatra avokoa ireo ekipa hisolo tena ny ligin’Itasy, fifaninanana nasionaly. Eo amin’ny sokajy vehivavy, ny Askam Afa no hiaro ny voninahitry ny faritra. Ny Ojay Imerintsiatosika kosa ny an’ny lehilahy. Voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Itasy, amin’ny taranja baolina kitra, vehivavy, ny ekipan’ny Askam Afa, ny alahady lasa teo, tao amin’ny kianjan’ Ambo­­niatsimo. […]