Kely ny velaran-tanin’i Mayotte, na te hamokatra aza izy, ka voatery miankin-doha, manafatra aty Madagasikara. Avy aty amintsika avokoa ny 70% ny vokatra ara-tsakafo hafarany. Nilaza ny mpanorina ny vondrona Green Fish any Mayotte, Nourdine Hakim, nitarika ny delegasiona Mahorais, nandritra ny tsenabe ara-toekarena SIAE andiany fahatelo farany teo, teto […]
Other News
Pr. Dina Jeanne: « Ilaina ny fiofanana arakasa ho an’ny fandraharahana »
Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny Oniversiten’i Toliara, ny Profesora Razafiangy Dina Jeanne. Nohamafisiny fa mampiakatra ny tahan’ny tsy fahaizana mamaky teny sy manoratra ny fahantrana any atsimon’ny Nosy. Nilaza anefa ny Pr. R. Dina Jeanne, mpahay tantara, fa sarotra ny mampianatra any Toliara miohatra amin’ny faritra hafa. Satria ambany ny fari-pahaizan’ny […]
Hasin’i Gasikara : mpianatra kabary 46 navoaka
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy, ny alahady 9 jona teo, tetsy Antohomadinika, ireo mpikabary andia «Mendrika». Nambaran-dRandrianaivo Serge Thierry, filohan’ny Hasin’i Gasikara, fa « miisa 27 mianadahy ireto mpikabary vao navoaka ireto. Nandritra ny enim-bolana no namolavolana azy ireo, mba ho tonga mpikabary ». Niavaka ny lanonam-pamoahana, satria, tafiditra ao anatin’ny « Iray volan’ny […]
Fanaparitahana ny « Héritage »: hiray sehatra eto Madagasikara i Dadju sy Tayc
Hipoka avokoa izay toerana nanaovan’izy ireo fampisehoana. Feno ny fandaharam-potoanan’izy ireo, saingy anatin’ ny hanaovan’i Dadju sy Tayc fampisehoana ny aty Madagasikara. Efa samy nampanatena izy mirahalahy ireto fa mbola hiverina aty Madagasikara… Tsy nisy nanampo kosa tamin’izany hoe ho avy hiaraka hanolotra fampisehoana i Dadju sy i Tayc. Nivoaka […]
Faritanin’i Toamasina: fialofan’ny jiolahy hanaovany asa ratsy ny bajaj sy ny posy
Tao anatin’ny herinandro maromaro, nitombo ny fitarainan’ny mponin’i Toamasina amin’ireo fanendahana sy fangalarana eny ambony posy sy anatina bajaj ao an-drenivohitr’ i Toamasina. Fitaovana entin’ny jiolahy manao ny asa ratsy ny bajaj sy posy. Mahatratra 19 ireo jiolahy lavon’ny balan’ny polisim-pirenena nanomboka ny fiandohan’ny taona 2024 hatramin’ity volana jona ity, […]






