En réponse à la victoire de l’extrême droite aux élections européennes, le président français a choisi de dissoudre l’Assemblée nationale, juste après l’annonce des résultats, hier. Cette décision politique défraye le chronique non seulement en France, en Europe, mais également dans le monde entier. De nouvelles élections législatives auront lieu le 30 […]
Other News
Résultats provisoires des législatives: suspense à tous les niveaux
Tous les yeux se tournent vers la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) qui annoncera les résultats provisoires ce jour à 10 h à Alarobia, après avoir suspendu la publication des tendances depuis vendredi. Suspense à tous les niveaux. Sauf changement de dernière minute, les candidats aux élections législatives seront fixés […]
Lycée Mantasoa : tohanan’ny Rotary RCA ny niomerika
Tsy niasa nandritra ny 10 taona ny fampianarana informatika ao amin’ny Lycée Jean Laborde (LJL) sy ny Lycée teknika arakasa (LTP) Mantasoa satria simba ny fitaovana. Nivaha ny olana satria nitondra fanampiana ho azy ireo ny fikambanana Rotary Club Antananarivo (RCA) Vovonana. Nohavaozina ny efitrano fianarana, ary miisa 10 ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ny lalana RN2, Mandraka, ho an’ny fiara vaventy, eo amin’ny PK 67+642 sy ny PK 67+961. Ny talata 11 jona sy alarobia 12 jona, amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 3 ora tokandrano ny fahatapahana. Antony, ny fandrarahana godirao amin’ny fanarenana ny lalana. Afaka mandeha kosa ny fiara madinika […]
Cnuced : manohana amin’ ny fampiasam-bola
Feno 60 taona ny Fivoriamben’ny Firenena mikambana momba ny Varotra sy ny fampandrosoana (Cnuced). Hatao any Geneve Soisa ny fankalazana, ny 12-14 jona ho avy izao. Miisa enina ny filoham- panjakana hanatrika izany, ka anisan’ny nasaina ny filoha Rajoelina Andry mivady. Miisa 28 ny minisitra miaraka amin’izy ireo, ka anatin’izany […]






