Aiza ho aiza izay fanatsarana ny fiainam-bahoaka amin’izao? Hoe tsy misy hadino… Lalina sy maharitra ary mahahenika ny rehetra ny fahantrana. Manampy trotraka ny fahasahiranana noho ny anton-javatra samihafa hoe tsy azo ihodivirana: fidanganan’ny vidim-piainana noho ny hoe krizy maneran-tany. Maneran-tany ary tsy mahafa-bela koa ny fiovaovan’ny toetr’andro: raha […]
Other News
Banky iraisam-pirenena : Manohana ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe
Nifarana ny herinandro teo, ny iraka avy amin’ny Banky iraisam-pirenena. Nihaona amin’ireo tomponandraiki-panjakana izy ireo ka anisan’izany ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, ny iraky ny Banky iraisam-pirenena, ny herinandro teo. Nitarika […]
TSELATRA
Nitrangana lozam-pifamoivoizana iray nahafatesan’olona tetsy Andranotapahana, halina tamin’ny 7 ora sy sasany. Nifandona ny fiara iray sy ny moto iray nifanenana tamin’izany. Vokany, maty tsy tra-drano ilay mpitondra moto. Nandeha mafy sy nirimorimo be ity farany nefa tsy nandrehatra jiro ka nifandona tamin’ny fiara nifanehitra taminy, raha ny fanazavan’ireo nanatri-maso. […]
Nivavaka maraina ny tompony : Fiara 4×4 lasan’ny jiolahy teo an-tokotanim-piangonana
Tonga hatrany am-piangonana ny asan- jiolahy any Toamasina, amin’izao fotoana izao. Fiara tsy mataho-dalana ana kristianina nivavaka tao amin’ny fiangonana Betela Tanambao fahadimy nalain’ny olon-dratsy, omaly maraina. Araka ny angom-baovao, namonjy fotoam- bavaka maraina toy ny mahazatra, niditra tamin’ny 6 ora ny tompon’ny fiara. Napetrany tao ivelany io fiarany io. […]
Imerintsiatosika : Mpanera hita nisy namono
Mpanera tany sy trano iray hita faty tao amin’ny tanànan’i Tsiazokararo, fokontany Avarabary, kaominina Imeritsiatosika, ny marain’ny sabotsy 22 marsa teo. Tsikaritry ny mpandalo iray ny fisiana olona nitsirara tao anaty tsenakely amoron-dalana. Nojereny, olona efa mpivezivezy eny amin’ny fokontany ary tsy vaovao amin’ny manodidina izany. Tsy nisy aina intsony […]