Other News

VAOVAO TAMBATRA

Ho tapaka ny lalana RN2, Mandraka, ho an’ny fiara vaventy, eo amin’ny PK 67+642 sy ny PK 67+961. Ny talata 11 jona sy alarobia 12 jona, amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 3 ora tokandrano ny fahatapahana. Antony, ny fandrarahana godirao amin’ny fanarenana ny lalana. Afaka mandeha kosa ny fiara madinika […]

Trafika tany Thaïlande : ampodiana ireo gidro sy sokatra

Nilamina ny resaka ! Averina aty Madagasikara ireo sokatra 1076 sy varika 48 naondrana antsokosoko tany Thaïlande. Nankany an-toerana nandamina izany ny minisitra Max Andonirina Fontaine. Tsy mitsaha-mitombo ny trafikana bibidia eto an-toerana sy iraisam-pirenena. Koa, ataon’ny governemanta malagasy ny ady amin’ny fanondranana tsy ara-dalàna. Nisy ny fifanarahana na­taon’ny minisitra […]

Rugby – “XXL Top 12”: nomontsanin’ny FTM ny FTBA Andohatapenaka

Voahaja ny lojika. Resin’ ny FTM Manjakaray tamin’ny isa mavesatra 92 no ho 0 ny FTBA Andohatapenaka. Fiha­o­nana tafiditra ao anatin’ny andro fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, «XXL Top 12». Lalao notanterahina, omaly, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Efa nampoizin’ny rehetra ny vokatra. Ambony lavitra ry zareo […]