Other News

Karate – Fifanintsanana Afrika Atsinanana: Medaly volamena 5 sy volafotsy 1 azon’i Madagasikara

Tsara ny vokatra ho an’ny Malagasy mpikatroka karate, sokajy lehilahy, ny sabotsy lasa teo, teny Mahamasina. Saika azon’izy ireo avokoa ny laharana voalohany teo amin’ ny Kumité raha toa ka 100% ny Kata. Notanterahina, afakomaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny lalao famaranana, fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, taranja […]

TARATRY ny KANTO

Nodimandry, omaly, i Zakanirina Emile, Malagasy mpilalao sarimihetsika. Dadamanga no ahafantaran’ny maro, indrindra ny mpankafy sarimihetsika, azy. Anisan’ny nahitana azy ny sarimihetsika “104”, “Adisanina”. Tazana teny anivon’ny tambajotra sosialy ihany koa izy nanao horonantsary mampihomehy tao anatin’ny “Samy Gaigy”. Misokatra ho an’ny rehetra, eny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, ny fampirantiana […]

Hatsikana: mitombo ny mpanaraka ny « Antan’art enina »

Hetsika anisan’ny mahomby sy mamaly ny filan’ny mpiangaly ny hatsikana, indrindra ny Stand Up, ny “Antan’art enina”. Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’ny mpikarakara Tanterahina isaky ny tolakandron’ny alahady, eny amin’ny zaridainan’Anta­ni­na­re­nina, ny «Antan’art eni­na». Hetsika fampisehoana hatsikana, karakarain’ny fi­kambanana Be Tige. Natao ho an’ireo mpiangaly hatsikana, indrindra ny Stand […]

Kolontsaina Festival anaty elakelatrano: niaina ny kanto mampiray ny mponin’i Besarety

Tsy ny tatatra tsentsina na ny rano miakatra na ny fitohanan’ny fiara ireny intsony no azo resahana momba an’i Besarety. Niaina ny kolontsaina mampiray izy ireo, ny faran’ny herinandro teo. Raha mandalo amin’iny Besarety iny ianao, indrindra raha anatin’ny fitohanan’ny fiara, manam-potoana tsara hankafizana ny kisary amin’ny rindrin’ny EPP… Tsy […]