Hitohy rahampitso, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahatelo hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”. Telo ny lalao voalahatra amin’izany ka anisany hahasarika ny sain’ny mpanaraka ity fifaninanana ity ny fifandonan’ny TFA Anatihazo sy ny Uscar. Adin’ny boaty sy ny kartie ny fihaonana ka samy […]
Other News
Karate – Afrika Atsinanana: hotanterahina anio ny famaranana
Hatao anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Atsinanana, taranja Karate, sokajy Cadet, Junior, Senior. Tsara ny mampahatsiahy fa miisa 39 mianadahy ireo solontena malagasy miatrika ity fifanintsanana ity. Ankoatra an’i Madagasikara, mpampiantrano, hifanintsana amin’ity ihany koa i Djibouti sy i Maurice ary […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina rahampitso, etsy amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium, ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga «Ligue 1», taranja baolina kitra. Hifanandrina amin’izany ny Toulon Academie sy ny AS Ste Anne Bongatsara. Hisolo tena an’Analamanga eo amin’ny fifaninanam-pirenena 2025 ireto ekipa roa ireto. Misaona ny tontolon’ny baolina lavalava eto Madagasikara sy […]
Nandresy 2 no ho 1: laharana voalohany ny Barea!
Mitazona ny laharana voalohany ao amin’ny “Vondrona I” ny Barean’i Madagasikara. Resiny tamin’ny isa 2 no ho 1 ny ekipam-pirenena kaomorianina, omaly, tany Johannesburg. Mitohy ny fahombiazana! Nahazo isa telo fanampiny indray ny ekipam-pirenena Barea, omaly, tao amin’ny kianjan’ny FNB Stadium Johannesburg Afrika Atsimo. Nandresy an’i Comores tamin’ny isa 2 […]
Tantara amin’ny radio: mila mitandrina ny mpanoratra
Miverina liana amin’ny tantara fihaino amin’ny radio indray ny Malagasy. Saika mandefa izany rahateo ny ankamaroan’ny radio eto an-toerana. Mahaliana, saingy, mila fitandremana fatratra ny mpanoratra sy ny mpanatontosa. Ilay vontoatin’ny tantara, mitady hivaona. Mpanoratra tsy mahafehy na tsy mahafantatra momba ny fomban-drazana, ohatra, kanefa manasongadina ao anatin’ny sanganasany fa […]






