Other News

Législatives : la Sadc, l’UA et l’OIF « satisfaites » du déroulement des votes

Un climat politique et sécuritaire globalement calme malgré l’absence de la police lors des campagnes. Tel est le constat du déroulement des élections législatives, établi par la mission d’observation de la Sadc, de l’Union africaine et de la francophonie, hier au Novotel. Dans l’ensemble, les élections se sont tenues dans […]

TARATRY ny KANTO

Ceasar Grill Soanierana – Sehatra ho an’ireo mpivoy ny mozika an-tanàn-dehibe. Hifandimby hanafana ny fotoana anio, manomboka amin’ny 7 ora alina ry MBL, Eklyps, Money Row ary Lyrikal Jill. Hanaraka ireto mpihira ireto i Diojay, hanafana ny elanelam-potoana. Efa mahazatra ireo tanora mpankafy ny mozika amin’izao fotoana ny toerana. Eusébia […]

« Slam poèsie »-Konahy J: hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany

Hisolo tena an’i Mada­gasikara, mandritra ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny « Slam poèsie », atao any Togo, ny volana novambra 2024, Andria­nahy Zanadaory Joel Bastino, fantatra amin’ny anarana entiny miantsehatra hoe Konahy Junior. Izy, araka izany, no hiatrika ny fifaninanana iraisam-pirenena, ankoatra an’i Santa izay niatrika ny fiadiana ny […]

Rebecca: « Maniry ny hivelatra kokoa amin’ ny mozika aho »

Nanoritra ny lalany tsikelikely teny i Rebecca. Tsy nihazakazaka nanenjika laza anefa izy, fa niverina nanampy traikefa amin’ny mozika mba hanatsarany ny tanjony. Mpanakanto tsara arahina akaiky… Anisan’ireo mpihira izay raisin-dRajery an-tanana amin’izao fotoana izao i Rebecca. Tsy tongatonga ho azy izany fiaraha-miasa izany, fa misy antony naharesy lahatra tao. […]