Hifantoka any Maroc ny sain’ny mpitia fanatanjahantena, indrindra ny mpiondana baolina kitra, anio. Hotanterahina any an-toerana ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny «Mondial 2026». Hifampitana amin’izany ny Barea de Madagascar sy ny Les Fauves Centrafrique. Hotanterahina anio, manomboka amin’ny 7 ora alina, ao amin’ny Kianja Larbi Zaouli Maroc, ny lalao hifanandrinan’ny […]
Other News
Ongobe na filariose: Aretina azo avy amin’ny kankana sy ny kaikitry ny moka
Tafiditra ao anatin’ny aretina tsy raharahian’ny ankamaroan’ny olona ny aretina antsoina hoe: Ongobe na filariose. Azo avy amin’ ny kankana sy mifindra amin’ny alalan’ny kaikitry ny moka izy io, amin’ny ankapobeny. Aretina mbola fahita sy mitoetra amin’ny ankamaroan’ny tany andalam-pandrosoana ny aretina tsinontsinoavina. Misy sokajy maro izy ireo. Eo ny […]
Asan-jiolahy eto Toamasina: Efa manatona ny tranon’ ny olona ambony
Efa mampiteny ny moana ny paikadin’ny mpangalatra any Toamasina. Ny alin’ny alatsinainy hifoha talata 18 marsa teo, nidiran’ny jiolahy ny tokotany roa tao amin’ny Cite Duplex any an-toerana. Nalain’izy ireo nandritra izany, ny baterian’ny fiara roa tavela tao. Tsy nokitihin’ireo jiolahy ny fiara iray sy moto efatra, quad roa tao amin’ireo […]
Takaitran’ny rivodoza tany Menabe: Nanampy ny traboina Rajoelina Patrick
Nambaran’ny eo anivon’ny orinasa Societé des amis de Madagascar fa amin’ny fotoan-tsarotra no tena hanaporofoana ny firaisankina sy hahalalana ny tena namana. Nampiharin’izy ireo izany ka nitondra fanampiana ho an’ny vahoaka traboina noho ny rivodoza tany Morondava, Menabe, ity orinasa tantanin-dRajoelina Patrick ity. Tafiditra amin’ny famaliana ny antso avo nataon’ny […]
Fotoam-pahatsiarovana : Hosokafana etsy amin’ny Kianja Barea ny 29 marsa
Homarihina ny 29 marsa izao ny faha-78 taon’ny tolom-panafahana 1947. Nambaran’ireo komity mpikarakara fa natao hetsika nasionaly ho fahatsiarovana sy fanamafisana ny soatoavina izany ka hotsarovana amin’ny toerana telo samihafa. Hanamarika ny fandaharam-potoana ho an’ny eto Antananarivo ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy izany, ny 21 marsa, etsy amin’ny Kianja Barea […]