Nisy ny fanavaozana teo amin’ny mpilalaon’ny MB2ALL Analamanga, tamin’ny fiatrehana ny N1A natao tany Antsirabe. Mpilalao 3 vaovao no nampiakarina N1A ary mbola latsaky ny 23 taona ny ankamaroan’ireo niatrika izany, ho an’ny MB2ALL. Nambaran’ny Coach Rakotonanahary Ndranto, fa somary mafimafy ny nameno ireo mpilalao 7 tsy teo, saingy tsara […]
Other News
Pureplay Football League (PFL) : Tsy ho raikitra ny lalaon’ny Tsaramandroso FC sy ny Ajesaia
Anisan’ireo klioba mbola manana herijika hiatrika ny “Playoff” amin’ny fifaninanam-pirenena PFL ny Tsaramandroso Formation Boeny, raha mahita fandresena telo amin’ireo lalao telo farany hataony. Raha tsy misy ny fiovana farany amin’ny lalaon’ny Tsaramandroso FC Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, izay hatao anio, etsy Iavoloha. Tsy manaiky ny hampiantrano ny Ajesaia […]
Hazakazaka ho an’ny Firaisankina : Nandray anjara ny kolonely Rampanarivo Thierry
Tontosa ny 24 avrily ka hatramin’ny faran’ny herinandro teo, ny fankalazana ny andiany fahefatra momba ny Andro iraisam-pirenena sy ny seho nasionaly, andiany faharoa, ho an’ny fanatanjahantena teto Madagasikara, nokarakarain’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS). Hazakazaka ho an’ny Firaisankina na “Course de la solidarité” no namaranana izany, ny faran’ny […]
Ahina ho nodorana : May ny Rovan’ Ambohidratrimo
Lasa lavenona avokoa ireo tranomanara miisa telo, hany sisa nijoro nihazona ny lazan’ny Rovan’Ambohidratrimo, ny alin’ny alahady 26 avrily, tamin’ny 11 ora. « Mpiambina no miandraikitra io toerana io saingy tsy miasa alina izy », hoy ny fanazavan’ny kaomandin’ny tobim-paritry ny zandarimaria Ambohidratrimo. Efa nihidy ny vavahady tao amin’io toerana manan-tantara io, […]
TARATRY ny KANTO
Hotohizana anio ny « Nofy adala » an’i Babai Lugu. Mbola tsy tafidina tsara avy eny ambonin’ny rahona nisy azy, omaly, izy sy ry Alala ary ny Katsakatsa, dia hiaraka indray amin’ireo miray nofy ao amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Amin’ny 7 ora hariva ity fihaonana ity, izay arahina fivarotana kapila, […]






