Other News

TARATRY ny KANTO

« Tiako Neny », nandaharana ireo hira ho an’ny reny rehetra. Hafakely iny seho tetsy amin’ny CCEsca Antanimena omaly iny. Rehefa mety ho hira ho an’ny reny, nalahatr’ireo mpanakanto tao avokoa. Maherin’ny 30 izy ireo, izay nifarimbonan-dry Voahira­na, Lilie, Gothlieb, Mahery ary i Farakely sy ireo mpitendry mpanaraka azy ireo. Tsy hiran’ny omaly […]

« Dago Madness Beatz »: tsy namaly ireo heverina ho mpankafy mozika

Somary efa nampoizina ihany… Tsara dia tsara ny to­lotra saingy tsy namaly ny mpankafy mozika. Na tsy tena mpankafy mozika ihany koa aza, satria tsy araka izay nandrasana ireo tonga nanatrika ny hetsika “Festival Dago Madness Beatz”, izay notontosaina tao amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina, ny sabotsy sy alahady, faran’ny herinandro, […]

« Miss&Mister Malagasy » : hanao asa soa eto Madagasikara

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Tana Hotel Antaninarenina, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampafahantarana ny « Miss& Mister Malagasy » sy ny manodidina izany. Amin’ity taona ity, Floriana Rasolo sy Andy Stephanie no voafidy ho mpandresin’ny fifaninanana. Izy ireo, araka izany, no misolo tena ny diaspora malagasy amin’ny asa […]

« Fitiavan’i Neny » : nampitolagaga ny maro ny seho natolotr’i Mathieu

Seho miavaka no nentin’i Njakatiana sy i Lola ary i Mathieu, nanamarihana ny fetin’ny reny, omaly, tao anatin’ny fampisehoana « Fitiavan’i Neny ». Tontosa omaly, teny Antsa­­­hamanitra, ny fampisehoana  « Fitiavan’i Neny ». Seho nafanain’i Lola sy i Njakatiana ary i Mathieu (La voix d’or). Fampisehoana nentina nanamarihina ny fe­tin’ny reny, izay nankalazaina […]

Ronaldo Jojoline : « Fitiavana sy fankafizana no anaovana ny fanentanana… »

Tsy zovina amin’ ny mpankafy fa­natanjahantena, indrindra ny baolina kitra, raha i Ronaldo. Mpan­kafy ary anisan’ ny mpanentana mahafatra-po izy rehefa misy lalao iraisam-pirenena tanterahina eto Madagasikara. Didier Eymard no tena anarany fa Ronaldo Jojoline no ahafantaran’ny mpankafy fanatanjahantena, indrindra ny baolina kitra, azy. Raim-pianakaviana 51 taona, manan-janaka efatra i […]