Other News

“Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano” : tanjona ny fanandratana ny fihavanana sy ny firaisankina

Hikolo ny sain’ny olona hifarimbona ho an’ny tombontsoan’ny daholobe, amin’ny alalan’ny zavakanto no antom-pisian’ny hetsika. Fifarimbonana ao anaty firaisankina sy fihavanana, izay anisan’ny nampiavaka ny Malagasy nefa takona ankehitriny. Tanterahina ny 8 sy 9 jona 2024, eny amin’iny faritra Besarety iny, ny “Kolontsaina Festival anaty Elakelatrano”, andiany fahadimy. Hetsika ara-javakanto […]

Ranaivoson Odilon, filohan’ny ORTU: hampiroborobo ny fizahantany an-dranomasina

Niova ny firafitry ny filankevi-pitantanan’ny ofisy rejionalin’ny fizahantany ORTU any amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Lany nandritra ny fifidianana ny filoha vaovao mpitantana, Ranaivoson Odilon. Nahavita fianarana ma­ ha­kasika ny siansan’ny toekarena sy ny fitantanana tany UMons Belgique izy. Mpiara-miombon’antoka sy mpitana trano fandraisam-bahiny “Princesse de Lagon” sy “O village” any […]

VAOVAO TAMBATRA

Vao maika tafakatra 7 500 Ar ny kilaon’ny tongolobe, eny amin’ny tsenan’i Mahazo eto Antana­narivo. Tsy tena vaventy aza ny habeny, fa salantsalany. Nambaran’ny mpivarotra fa ny mpamongady mihi­tsy no mivarotra lafo, ary ailik’izy ireo any amin’ny mpanangom-bokatra indray izany. Nilaza ireto farany, fa midangana ny saran-dalana satria ratsy ny […]

Fiarovana ny tontolo iainana : handramana ny fiara elektrika

Nahazo fanampiana ara-bola, mitentina 1 142 661 do­lara, avy amin’ny Tahirim­bola iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana (FEM) i Mada­gasikara. Hampiasana azy ny tetikasa « Tohana entina hi­ampitan’i Madagasikara any amin’ny fitaterana elektrika ». Maharitra 4 taona ity tetikasa tohanan’ny FEM ara-bola ity. Hatao eto Antanana­rivo sy Toamasina ny tetikasa andrana. Ao anatin’izany […]

Ny hery tsy mahaleo ny fanahy

  Anatin’ny fampielezan-kevitra ny mpanao politika. Mihazakazaka ny fambaboana vahoaka, indrindra ny mpifidy handatsa-bato. Raha ny ranty etsy sy eroa dia izay mivoaka babany avokoa. Raha ny olona mivorivory sy tonga maka “kadoa” dia hoe ho maro ny hanao poa-droa.  Eny e! Izay rahateo moa no kolontsaina napetraka ho maridrefin’ny […]