Tanterahina anio tolakandro, eny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely) ny hetsiky ny tetikasa « Decouverte Cinéma », ivahinianan’i Anjara Randriamahafaly, Malagasy mpanatontosa. Fandefasana sarimihetsika « Filet de Letrres », notontsain’i Anjara, tohizana amin’ny tafa sy dinika, iarahana amin’ity mpanatontosa ity no handravaka ny fandaharam-potoan’izany hetsika izany. Ankoatra ny fampiroboroboana sy famerenan-kasina ny sinema malagasy, […]
Other News
“Olympiades culturelles”: omen-danja ny Hip Hop, Rap, slam…
Tanterahina ao amin’ny AFT Andavamamba, ny sabotsy 25 mey izao ny « Olympiades culturelles ». Fotoana hanomezan-danja ny kolontsaina fanao an-tanàn-dehibe toy ny dihy Hip Hop, Rap, slam, graffiti, betmaking, parkour, sns, eto Madagasikara. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana manomboka amin’ny 10 ora maraina ny velakevitra miaraka amin’i Grodash na ilay teratany frantsay […]
« Festival Tsika Jiaby » : dingana lehibe eo amin’ny tantaran’ny mozika malagasy
Goavana iny… Hipetraka ho mari-drefy tsy azo kosehina amin’ny tantaran’ny mozika malagasy ny andiany voalohany amin’ilay « Festival Tsika Jiaby », tontosa tany Paris, Frantsa, ny faran’ny herinandro teo. Fampisehoana telo andro tsy an-kiato. Tarika malagasy 30 mahery, izany hoe, tsy latsaky ny 10 isan’andro. Mpijery an-jantony isan’andro, izay teratany malagasy ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Laharana faha-12 no misy ny Ankoay lehilahy, nandritra ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao “Olympika Paris 2024 OQT”, izay natao tany Debrecen, ny 16-19 mey lasa teo. Firenena telo no tafita hiatrika ny “JO Paris 2024”. Anisan’izany i Lituanie, i France sy i Pologne. Taorian’ny andro voalohany amin’ny fifaninanam-pirenena […]
Judo – Mondial 2024 : hiakatra an-tsehatra, anio, i Laura
Tanterahina any Abu Dhabi, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial” amin’ny taranja Judo, lahy sy vavy, sokajy “seniors”. Ilay vehivavy malagasy judokate, Rasoanaivo Laura, no solontenan’i Madagasikara amin’ity fifanintsanana ity. Hiakatra “tatami” anio, araka izany, ny tenany. Hifanandrina amin’ilay vehivavy danoa, Olsen Laerke, i Laura, araka ny fikarohana natao […]






