Other News

Filoha Rajoelina Andry: mitohy hatrany ny famaliana ny filan’ny vahoaka

Ao anatin’ny fanolorana ireo fotodrafitrasa hanatsarana ny sosialim-bahoaka ny fitondram-panjakana amin’izao. Anisan’izany ny « Hotel de Police » ho an’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, entina manatsara ny fandriam-pahalemana eny ifotony. Tontosa omaly, tany Main­tirano sy Besalam­py ary Morafenobe, ny fiidinana ifotony nataon’ny filohan’ny repoblika, Rajoelina Andry. Niara-dalana taminy nanatontosa izany ireo tomponandraikim-panjakana sy olom-boafidy […]

TSELATRA

Fiaramanidina iray no maty motera tampoka nandritra ny fandalovany tao amin’ny vohitra Mandalova, kaominina Androhibe, distrikan’Antananarivo Atsimon­drano, omaly. Niainga avy any Fianarantsoa io fiaramanidina kely io ary nikasa hihazo ny Renivohitra. Mailo ny mpanamory ka tafapetraka soa aman-tsara tety an-tanety izy ireo. Fiara tsy mataho-dalana nitondra mpiara-dia amin’ny kandidà mirotsaka […]

Tsy ireo lehilahy ihany : vehivavy manendaka sy manataka poketra

Manao ny ataony koa ! Mirongatra amin’izao fotoana izao ny fisian’ireo andiam-behivavy mpanao herisetra sy mpanataka poketran’olona mpiantsena ao Bazarikely ha­trany tsenam-borondolo Am­bolomadinika Toamasina. Dimy vavy izy ireo no indray saron’ny polisy, ny zoma lasa teo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny lehiben’ny kaomisaria Foibe Toamasina, ny Kaomisera Rakotondraini­vonona Panoël Tsiky. Niainga […]

Fetin’ny Pantekoty : 5 maty ary 74 ny naratra

Nanodinina ny 256 ireo olona tonga nizaha fahasalamana teny anivon’ny hopitaly HJRA, nandritra ny roa andro fankalazana ny fetin’ny Pantekoty lasa teo. 50 tamin’izy ireo tsy maintsy nahiditra hopitaly. Dimy kosa ireo olona maty nandritra izany, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. « Nahitana tranga betsaka noraisin’ny teo […]

Avy naka “versement” : mpivarotra voaroba 6 tapitrisa Ar

Narahin’ny jiolahy roa lahy nitam-basy, mpivarotra hamonjy fodiana lasibatra tao Toamasina, omaly. Lasa ny vola an-tapitrisany. Lasan’ny jiolahy roa lahy nitam-piadiana ny vola nitetina 6 tapitrisa Ar teny amin’ny lehilahy iray mpivarotra, tao amin’ny Cité Ottino, Tanamakoa 12/12, Toama­sina, omaly maraina tamin’ny 8 ora. Nivarotra lambo (kisoa) vao maraina io […]