Natao sonia ny 10 mey teo, teny amin’ny Mining Business Center (MBC Ivato), ny fifanarahana eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany (MMRS) sy ny Antokondraharaha nasionaly miady amin’ny hosoka (Anaf). Nohazavain’ny tale jeneraly (DG), ny jeneraly Voahangy Andriamanalinarivo Irinjatovo Hajatiana, fa rafitra eo anivon’ ny fiadidiana ny Repoblika ny Anaf, […]
Other News
Toliara Mijoro: mampitaraina ny rehetra ny fahantrana any Atsimo
Manaitra ny rehetra ny mpandrindra ny fikambanana Toliara Mijoro, Roberval Jeannot, mahakasika ny fahantrana lalina any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy. “Leo fijaliana ny mponin’i Toliara”, hoy izy. Ho an-dRoberval Jeannot, mila jerena akaiky ny hoavin’ny tanora sy ny ankizy any Toliara. Mirona any amin’ny fivarotantena ny tovovavy, hany fomba hitany […]
Boky sy fanontana : vahinin’ny Siel andiany faha-29, i Hary Rabary
Anisan’ny maro mpiandry, ao anatin’izao hetsika SIEL izao, i Hary Rabary, amin’ny alalan’ilay « Za Koa ». Lasa ambohipihaonan’ny mpiantsehatra eo amin’ny tontolon’ny boky sy ny asa soratra, isan-taona, izy ity noho ireo fanararaotra maro hita mandritra ny hetsika. Tanterahina ny 10 hatramin’ny 19 mey 2024, ao Rabat- Maroc ny « Salon international […]
SOMBIM-BAOVAO
Afaka andro iray sisa, hanomboka ny fifaninanana hiadiana ny tapakila hiatrehina ny « lalao Olympika Paris 2024 », taranja Basikety 3×3, hatao any Debrecen, ny 16 hatramin’ny 19 mey ho avy izao. Nisy ny lalao fanomanana nataon’ireo Ankoay lahy, tany Belgrade Serbie. Tamin’ireo fihaonana dimy natao, nahazo faharesena iray sy fandresena efatra […]
Tsipy kanetibe – Mada 2024: nanao pao-droa ny klioba C2BA Vakinankaratra
Tontosa teny amin’ny Kianja Ivato, ny zoma hatramin’ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena, taranja tsipy kanetibe, sokajy olon-tokana. Nisongadina ny klioba C2BA Vakinankaratra izay nanao pao-droa. Lasany avokoa ny teo amin’ny “senior” lahy sy vavy. Adin’ny samy zareo ny famaranana, teo amin’ny lehilahy. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara i Andry Herilalaina […]






