Other News

Lasa ny 500 000 Ar: mpangarom-paosy matin’ ny fitsaram-bahoaka

Matin’ny fitsaram-bahoaka ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana ao amin’ny kaominina ambanivohitr’Ambatotsi­pihina, afakomaly. Nahazo fampitam-baovao ny zandary niasa tao an-toerana momba ny fisian’ity jiolahy ity izay hita mihaodihaody ao an-tsena. Efa-dahy ry zalahy no mpiara-manao asa ratsy saingy tafatsoaka ka nenjehin’ny fokonolona. Nambaran’ny tatitra voaray avy amin’ny zandary fa nisy fifanjevoana […]

Nasitrika tao an-tanimbary : Sinoa hita faty tao anaty gony

Nolerana antsy teo amin’ny tendany ny teratany sinoa iray, monina eny Masindray. Nasitrika tao anaty gony ny razana. Nariana teny tanimbary avy eo. Nosamborina ny mpiambina tao aminy. Hatairana ny an’ny fokonolona nahita gony namoaka fofona maimbo tao anaty tanimbary iray tao Amboaromanana, fokontany Ivoara, kaominina Ma­sindray, distrikan’Avaradrano, omaly maraina. […]

Padel: 16 moniteurs certifiés

Madagascar est sur le point de devenir un nouveau point de repère sur la carte mondiale du padel. Grâce à l’initiative Orange Malagasy Pro Padel Tour (MPPTour) et du programme MPPTour Performan­ce, ce sport connaît une croissance exponentielle. Avec l’aide de Julien Bondia, un coach international renommé, le MPPTour a […]