Nanao hetsika maimaimpoana ho an’ireo mpianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra eny amin’ny EPP Ambohimarina ny fikambanana Mii’zara, omaly. Notanterahina teny amin’ny CSB II, Ambatolampy Tsimahafotsy izany hetsika ara-pahasalamana izany. Nambaran’ny filoha mitarika ny Mii’zara, Rarivo Fafah, fa natao izao hanampiana ny mponina eo amin’ny lafiny fahasalamana manoloana ireo aretina […]
Other News
“Run and Bike” andiany fahefatra : 400 latsaka kely ny isan’ny mpandray anjara
Tontosa omaly, tetsy Ambohibe, ny hetsika “Run and Bike”, andiany fahefatra nokarakarain’ny fikambanana TAO. Tanjona ny hanentanana sy hiadiana amin’ny fanaovana herisetra mianjady amin’ny ankizy tsy ampy taona. 400 latsaka kely teo ny isan’ny mpandray anjara tamin’ity hetsika « Run and Bike », andiany fahefatra. Anisan’ny nampiavaka ity hetsika ara-panatanjahantena, nahitana hazakazaka […]
Judo- Tompondakan’i Afrika : Olana ny fampiantranoana sy ny saram-pandraisana anjara ho an’ny Malagasy
Hiainga anio amin’ny 1 ora atoandro, etsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato, ho any Egypte, ny delegasiona malagasy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Judo. « Mbola olana ho anay ny resaka fampiantranoana « hébergement » ireo mpilalao, indrindra ny saram-pandraisana anjara “droit d’engagement” », hoy i Said Bruno Eric, filohan’ny Federasiona malagasin’ny […]
Baolina kitra : hanangana tranombakoka ho an’ity taranja ity ny JMA
Mikasa hametraka tranombakoka ho an’ny baolina kitra malagasy ny Jeunes malagasy ambitieux (JMA). Nambaran’i Kantoharimanana Romeo, filohany, fa nanosika azy ireo hanao izany ny fitiavana ny fanatanjahantena. Tanjona, hapetraka amin’ny toerana iray, ho hita sy ho fantatr’ireo taranaka, ny tantaran’ireo kalaza nitondra avo ny lazan’ny baolina kitra sy ny tantarany. […]
Makis Ladies – «Can 2024»: fandresena an’i Kenya no tanjona voalohany
Efa ao anatin’ny tsipika farany amin’ny fanomanana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, sokajy vehivavy “Can 2024”, ny Makis Ladies ankehitriny. Tanjona voalohany ny fandresena ny Lionan’i Kenya. J-13 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, sokajy vehivavy, anio. Fihaonana, hotanterahina etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny […]






