Dans le monde du football réunionnais, la 7e journée du championnat régional de niveau 1 (R1) a réservé son lot de surprises. L’AS Excelsior, qui dominait le classement jusqu’alors, a vu sa série d’invincibilité s’arrêter brusquement face à l’AS Jeanne d’Arc. Le match s’est soldé par une victoire étriquée de […]
Other News
Hira evanjelika : nanjakan’ny fitiavana ny « Hiaka Fiderana 2»
Feno ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy ny Kolontsaina Imahamasina. Fampisehoana nanjakan’ny fitiavana ny « Hiaka Fiderana » andiany faharoa. Fitiavana an’Andriamanitra, fitiavana ny tanindrazana, fitiavana sy fanampiana ny mpiara-belona, fitiavana ny mpiray tanindrazana, fitiavana sy firaisam-po amin’i Kristy, sns. Ireo hira fiderana anisan’ ny maro mpitia rahateo no nentin’ireo antoko mpihira na tarika […]
TARATRY ny KANTO
Miroborobo fatratra ny kabary! Anisan’ny tsikera mivaivay mahazo ity zavakanto sy kolontsaina malagasy ity ny toeran’ny vehivavy manoloana ny fahafahana mikabary. Tahaka izany koa ny fahalalahana iainan’ny kabary sy ny mpikabary ankehitriny. Fahiny, ny lehilahy efa mipi-bolo no mikabary. Ankehitriny, ireo tanora vao erotrerony no manao « mpitovo mananatra ny manana ». […]
« Gasikarako » : hiaka-tsehatra ry Telofangady
Rehefa ela niandrasana ny mpitia sy mpankafy… Raikitra fa hanolotra seho kanto ho an’ny rehetra ny tarika Telofangady. « Gasikarako », hotanterahina ao amin’ny Ivokolo Analakely, ny alahady 7 jolay izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hampiavaka ity fampisehoana an-tsehatra ity, araka ny fanazavan’izy 5 mirahalahy, fa : « hiran’ny tarika tsy misy fangarony » […]
Samoela sy Raboussa : nanakoako Antsahamanitra, afapo ny mpijery nanatrika
Tontosa, omaly, tetsy Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin-dry Samoela sy Raboussa ary Krutambull. Feno tanteraka ny toerana, tonga maro namaly ny antso ireo mpankafy, lahy sy vavy. Ireo olona teraka tamin’ny taona 80 no tena mpankafy tamin’ny ankapobeny. Nanakoako teny amin’ny manodidina ny feon’ny mpankafy tetsy Antsahamanitra. Tsy nitsahatra ny […]






