Nahitam-piakarana efa herinandro vitsy izay ny vidin’ny entona fandrehitra eto Antananarivo sy ny manodidina. Ho an’ny marika Vitogaz, niakatra ho 27 400Ar ny tavoahangy 4 kilao, raha toa ka 26 900Ar izany teo aloha. Lasa 62 800Ar kosa ny tavoahangy milanja 9 kilao, raha toa ka 61 800Ar izany teo aloha. Ankehitriny, […]
Other News
Fizahantany: Hanao sidina ao Nosy-Be indroa ny Airlink
Tafiditra ao anatin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany ny fampitomboana ny sidina avy any ivelany tonga eto Madagasikara. Ny alahady teo, nigadona tao Nosy-Be, nitondra mpizahatany 80 isa niainga tao Johannesburg, ny kaompania ana habakabaka Airlink. Ny taona 2023 no nampahafantatra ny zotra vaovao hataony ny kaompania. Noho izany, hanao […]
Tetikasa « Seeed »: Hanohana ny tontolon’ny fandraharahana
Manofana mpandraharaha ho an’ny asa mendrika eto Madagasikara ny tetikasa « Seeed ». Ankehitriny, miisa 85 ireo rafitra naneho ny fahavononany ka laharam-pahamehana ireo miantsehatra eny amin’ny tontolo ambanivohitra, ireo manohana ny mpandraharaha vehivavy sy manana fahasembanana. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Antanimena, ny tetikasa « Seeed […]
Fandraharahana: hifanome tanana ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina
Hiara-hiasa amin’ny fanjakana malagasy ny sehatra tsy miankina amin’ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara sy ho an’ny tombontsoa amin’ny fanatanterahana ny Zlecaf. Hiara-hientana ho amin’ny fampiroboroboana ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina. Nisy ny fihaonana teo amin’ ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy […]
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 4 702 Ar ny 1 euro, ary 4 373 Ar ny 1 dolara, omaly. Nahazo aina kely ny sandan’ny Ariary, raha oharina ny teo aloha, satria efa nahatratra 4 900 Ar ny 1 euro sy mihoatra ny 4 500 Ar ny dolara, tamin’ny iray volana lasa (26 febroary 2024). […]






