Niparitaka tanaty tambajotra, ny 20 sy 21 marsa teo, fa nisy hazo sarobidy niainga avy ao amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga. Nanao fanadihadiana ny fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra ao Boeny. Fantatra fa hazoala tsotra, « anakaraka », ireo hazo ireo, fa tsy voamboana na hazomainty. Misy itovizana amin’ny voamboana ny […]
Other News
Banky iraisam-pirenena: Nahomby ny tetikasa « Casef »
Avy amin’ny tetikasa « Casef » ny 70% ny fizarana karatany any amin’ny kaominina. Notohanany koa ny fanatsarana ny fambolena sy ny fiompiana. Nampahafantarina ny 22 marsa teo ny tatitry ny Banky iraisam-pirenena, mahakasika ny Tetikasa hampiakarana ny vokatry ny fambolena sy ny fiarovana ny fananantany (Casef) eto Madagasikara. Mamatsy vola azy […]
TARATRY ny KANTO
“Nosy Boraha Jazz Festival”. Niainga omaly, nihazo an’Andasibe aloha ireo mpandray anjara amin’ity hetsika ara-kolontsaina sy fizahantany hatao any Sainte Marie ity. Handray lamasinina hidina Toamasina anio, mialoha ny hiampitana. Mpanakanto maro no handray anjara, toa an-dry Rajery, Silo sy ny Young Square, Lalatiana, Monique Njava, Solorazaf, sns. Azon’i Kevin […]
Hafatry ny mpisehatra teatra : « Fandriampahalemana ny zavakanto »
Ny 27 marsa no Andro maneran-tany ho an’ny teatra. Toy ny isan-taona, misy ny hafatra avy amina mpisehatra amin’ny teatra iray, izay nametraka teo amin’ity zavakanto ity. Nitondra ny hafatra tamin’ity taona ity i Jon Fosse, mpisehatra sady mpanoratra teatra norvezianina. Nosafidiny anatin’ny hafatra ny lohahevitra « Fandriampahalemana ny zavakanto » ? Nadika […]
Tantara an-tsary : anisan’ny voaasa hiatrika ny “RIBD 2024” i Catmouse
Laharam-pahamehana ary tafiditra ao anatin’ny fandaharanasam-panabeazana ny tantara an-tsary. Izany indrindra no antom-pisian’ny RIBD, ho fampiroboroboana ity kolontsaina ity. Hitondra ny anjara birikiny, mandritra izany, i Catmouse, Malagasy mpiangaly tantara an-tsary. Tanterahina any Cotonou, Bénin, manomboka ny 27 marsa 2024 hatramin’ny 30 marsa 2024, ny “Rencontres internationales de la bande dessinée” (RIBD), […]






