Mba ho fanavaozana mafy orina sy handraisan’ny Malagasy rehetra anjara no tanterahina, mila mifototra amin’ny fokonolona isika rehetra. Io ny nambaran’ny mpitondra tenin’ny Sehatra famerenan-kasina ny fokonolona (SFKF), izay mpandrindra nasionaly, Randrianasoloarimina Tiana, teny Faravohitra, afakomaly, ny amin’ny Fanavaozana ny amin’izao fotoana izao. Tsy hanome tolo-kevitra ny filohan’ny Fanavaozana momba […]
Other News
Maka Alphonse – RAHARAHAM-PIRENENA: “Ny fikaonandoha no masi-mandidy”
“Raha ny tena marina, ny fikaonandoham-pirenena ihany no masi-mandidy amin’ ny fanapahan-kevitra amin’ny zavatra iray. Satria izay no manana ny rariny amin’izay hatao”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, i Maka Alphonse, ny amin’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao tsy ilaozan’ny fitakiana na fangatahana etsy […]
Hafa ihany ny tsy mivadika
Mitohy ny tantara. Ny teo ihany no mifamadibadika. Iza no manampo fa miverina tsikelikely ny tantara. Mbola tafaverina amin’ny heriny ny Arema na dia amin’ny endriny vaovao aza. Samy amin’ny kajy politika ny rehetra fa hafa raha samy hafa tokoa ny olon’izany amiraly na « deba » izany. Tsy nivadika sy tsy […]
Ramanantsoa Harilala: “Hajaina ny fanjakana tan-dalàna sy ny andrimpanjakana”
Nanao veloma ny mpiara-miasa taminy, omaly, ny ben’ny Tanànan’Antananarivo teo aloha, Ramanantsoa Harilala. Teny amin’ny Lapan’ny Tanàna, Analakely, no nanatanterahana izany. Manamafy ny fanajana ny didim-pitsarana izy. “Ekeko am-panajana tanteraka ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Filankevi-panjakana, satria tafiditra ao anatin’ny fitandroana ny fanajakana tan-dalàna. Ao anatin’ny demokrasia sy ny fanajana ny lalàmpanorenana […]






