Other News

« Up Short Contest »: sarimihetsika 15 no hiatrika ny famaranana

Tanterahina rahampitso, eny amin’ny Hakanto Con­temporary Ankadimbahoaka, ny fandefasana sy fifidianana ireo sarimihetsika miisa 15, tafita amin’ny dingan’ny famaranana ao anatin’ny « Up Short Contest », andiany voalohany, karakarain’ny Cine Up. « Ireo adin’ny vehivavy malagasy ». Io no lohahevitry ny fifaninanana izay ezahin’ireo mpifaninana resahina ao anatin’ny sarimihetsika mandritra ny 30 segondra hatramin’ny […]

«Festival Temps Fort Théâtre »: hiaka-tsehatra ny Mangano Massip

Ny Compagnie Mangano Massip, avy any Frantsa indray no hiaka-tsehatra eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ao anatin’ny «Festival Temps Fort Théâtre », anio. Mandri­tra izany no hilalaovan’izy ireo ny piesy teatraly « Les Aimants ». Vondrona mpiangaly teatra anisan’ny manana ny maha izy azy ny Compag­nie Man­gano Massip. Firene­na maro tao […]

FANTINA sy FINTINA

Nirarakompana ny fanesorana sy fanendrena prefet na sefo distrika teo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, nandritra ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha. Miisa 26 izy ireo ka anisan’izany ny sefo distrika boriborintany II sy III. Ny prefet an’Antsiranana, Maevatanana, Nosy Be, Ambatondrazaka, Antsohihy… Hirosoana ny fanakatonana ny kaonsily jeneralin’i Madagasikara any […]

Fahatsiarovana ny 29 marsa : hanomboka anio ny hetsika

Fampahatsiahivana… 29 marsa 1947-29 marsa 2024: feno 77 taona ny tolom-panafahan’ny tia tanindrazana. Hanomboka amin’ny fomba ofisialy anio, ny hetsi-paha­tsiarovana, eny amin’ny zari­dainan’Anosy ho an’Antana­na­rivo, araka ny fanazavan’ny tale misahana ny mpiady tia tanindrazana sady filohan’ny komity teknika mpikarakara, ny jeneraly Randrianante­naina Emilson. Hisy ny fizaham-pahasalamana maimaimpoana ho an’ireo mpiady tia tanindrazana sy […]