Mandalo eto Madagasikara ny «Ecole des Gobelins Paris», sekoly anisan’ny sangany amin’ny fampianarana horonantsary fanentanana, amin’izao fotoana izao. Ao anatin’izany, hisy ny adihevitra iarahana amin’ny Cécile Blondel, matihanina eo amin’ ny tontolon’ny sarimihetsika, sy Alizée Dallemagne, tomponanandraikitry ny sekoly. Anio, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, no hanatanterahina […]
Other News
Kaonseritra evanjelika : hanafana ny FJKM Ankadifotsy ny TMI
Taona 2023, feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny Tanora Masina Itaosy (TMI). Mitohy amin’izao taona 2024 izao izany. Fantatra fa hifamotoana amin’ny mpitia hira evanjelika ity tarika manana ny maha izy azy ity. Amin’ny alahady 24 marsa izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny FJKM Ankadifotsy. Raha ny fanazavan-dry zareo, sambany […]
Arikaomsa Randria : «Mila omena lanjany eo amin’ny fanabeazana ny angano sy poezia»
Fantatra kokoa ny feony noho ny endriny. Heno matetika amina tantara an’onjampeo i Arikaomsa Randria. Milomano anatin’ny literatiora tanteraka anefa izy, ary nisolo tena ireo mpisehatra nandritra ny « Fetin’ny angano sy ny poezia », omaly. Endri-panabeazana anisan’ny tranainy indrindra teto Madagasikara ny angano. Nomarihina omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny angano. […]
Tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka : manimba ny maha olona raha tsy voasoroka
Olana lehibe amin’ny fahasalamam-bahoaka sy ny ara-tsosialy ary ny ara-toekarena ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka. Misy fiantraikany goavana amin’ny fiainan’ny mponina amin’ny ankapobeny izany, indrindra ho an’ny zaza madinika sy ny vehivavy bevohoka ary ny reny Mahatratra 48,4% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka eto amin’ny Nosy, indrindra any amin’ny faritra Atsimon’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
4150,8 miliara dolara ny vola azo tamin’ny fitrandrahana nikela ny taona 2023, raha 4606,5 miliara dolara izany ny taona 2022. Manodidina ny 39 900 taonina eo koa ny vokatra naondran’i Madagasikara tamin’ny taon-dasa, raha 38 600 ny taona 2022. Nitombo ny vokatra naondrantsika saingy mitotongana ny vidiny eo amin’ny sehatra […]






