Other News

Tanjombato: vehivavy nahatrarana héroïne 21 fonosana

Naiditra vonjimaika any am-ponja, omaly, ilay vehivavy nahatrarana héroïne tetsy Tanjombato. Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina avy ao Anosy, ny talata 19 marsa teo, izy. Naharay angom-baovao ny mpitandro filaminana fa manaparitaka io karazan-javamahadomelina mahery vaika io, eny amin’ny kaominina Tanjombato sy ny manodidina, ity renim-pianakaviana ity. […]

Loza tsy nampoizina: Zazalahikely roa maty nilatsahan’ny varatra

Zazalahy kely roa no indray namoy ny ainy, omaly tolakandro. Tsy andro nanjombona, tsy orana nilatsaka fa nirefodrefotra ny vara-maina. Lasibatra ireo zaza nilalao. Maty tsy tra-drano, vokatry ny fahamaizana nateraky ny vara-maina ny zazalahy kely roa, omaly. Tao amin’ny fokontany tanambao Météo, any Main­tirano, no nisehoan’izany, tokony ho tamin’ny […]