Hotanterahina ny 3 sy ny 4 mey ho avy izao ny fifaninanan’ ireo orinasan-tserasera, Inter-Médias 2024, “iray eny an-kianja”. Araka ny fanazavana nataon’ireo mpikarakara eo anivon’ny Ordre des journalistes de Madagascar (OJM), omaly, teny Ambohidahy, mandoa lelavola 60 000 Ar avy ireo ekipa mandray anjara amin’izany. Taranja roa no hifaninanan’ […]
Other News
Rijade : hanafana ny «Pâques Tsinjaka be»
Mpanakanto zanak’i Nosy Be, fa malaza hatrany ivelany amin’izao fotoana izao i Truong Huu Kha, fantatry ny maro kokoa amin’ny anarana hoe Rijade. Ho avy manokana hanafana ny “Pâques Tsinjaka Be”, izay hotontosaina eny amin’ny Club Nautique Ivato, ny alatsinain’ny Paka 1 avrily izao, manomboka amin’ny 10 ora maraina izy. […]
Clarisse Ratsifandrihamanana : navoaka omaly ny boky « Ikalomanga »
Na efa tsy eo intsony aza i Clarisse Ratsifandrihamanana. Misy hatrany ny fivoahan’ny sanganasany. Iray amin’ireny ny boky mirakitra ny tantaran’« Ikalomanga », navoaka omaly. Notontosaina, omaly, tao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ny boky « Ikalomanga », sanganasan’i Clarisse Andriamampandry Ratsifandrihamanana. Ny taona 1967 no nanoratan’ity andrarezin’ny asa soratra malagasy […]
FANTINA sy FINTINA
Nampita hafatra amin’izao Herinandro Masina izao ny eo anivon’ny FFKM. “Miantso antsika mba handini-tena sy hanamafy ny fifandraisana amin’ Andriamanitra”, hoy izy ireo. Nanterin’ny fiangonana fa tsy tokony hiraviravy tanana na eo aza ny hasarotry ny fiainana sy ny tsy fandriampahalemana. Miahiahy amin’ny fomba fiasan’ny Ceni, Ratsietison Jean Jacques, eo […]
Fifidianana depiote: afaka mitaraina raha lavina ny dosie
Eny amin’ny Rafitra fanamarinana sy fandraketana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina (Ovec) eny amin’ny vaomieran’ny fifidianana, eny amin’ny distrika, no fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidina, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra eny anivon’ny Ceni, ny amin’ny fiatrehana fifidianana depiote amin’ny 29 mey. Manomboka anio amin’ny 9 ora ka hatramin’ny 8 avrily amin’ny 5 ora hariva […]






