Ao anatin’ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy ho fikajiana ny tontolo iainana ary ho fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana. Nanolotra dabilio vita tanteraka amin’ny fako plastika voahodina ho an’ny EPP Ivato Village, omaly, ny Orinasa Andao Company. Tanjona ny hanova ny fako plastika ho fanaka an-tsekoly lovain-jafy sy hanohanana ny […]
Other News
CCI Soisa : fampiroboroboana ny toekarena maitso
Nandalo tao amin’ny Foiben’ny varotra iraisam-pirenena (CCI) any Geneve Soisa, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Fontaine Max Andonirina, ny 22 marsa teo. Nandray azy, ny talen’ny CCI, sampana Afrika, Aissatou Diallo sy ireo tale samihafa ao amin’ity foibe ity. Tanjona tamin’ny fihaonana ny tombana hijerena […]
Tanàn-dehibe: mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe
Ilana fanavaozana goavana ny fanajariana ny tanàn-dehibe. Hampiroboroboana ny toekarena sy hampihenana ny fahantrana eto Madagasikara no anton’izany. Tsy mahatosika ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny fampihenana ny fahantrana eto Madagasikara ny tanàn-dehibe. « Mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe (PIB) eto amin’ ny firenena anefa ny tanàn-dehibe ary ny […]
Kidnapping ao Ankazobe : tsy mety tratra ireo tena atidoha
Fito volana izay, misy kidnapping ao Ankazobe! Tsy mbola tra-tehaka ny atidoha mpikotrika izany. Voalazan’ny loharanom-baovao anefa fa miriaria sy mivezivezy malalaka izy. Anarana iray malaza, tsy misy izay tsy mahalala azy Radobe (iniana tsy avoaka ny anarany feno ho fanajana ny tsy maha meloka avy hatrany azy). Anisan’ny lohalisitra […]
TARATRY ny KANTO
Hotontosaina, anio, ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fampiofanana dihy « Perfect Your Dance ». I Axelle sy i Orlane, mpandihy manana ny maha izy azy no hizara ny traikefany mandritra izany. Hetsika iarahan’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena miasa amin’ny federasiona malagasin’ny dihy ara-panatanjahantena. Hotanterahina any Algérie, ny 15 […]






