Miisa 27 ireo Cisco nampiofanana ireo mpampiofana mahakasika ny «pratique de cours de remédiation». Tanjona ny hanatsarana ny taham-pisondrotana kilasy eny amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra sy ho fampirisihana ary fampandraisana andraikitra amin’ireo ambaratongam-pitantanana eny amin’ny sekoly. Nisy ny hetsika fandidiana hernie maimaimpoana notanterahin’ny CHU HJRA, ny herinandro teo. 16 ireo […]
Other News
“Trail Ibity”: Hanangonam-bola ho an’ny ankizy tsy ampy sakafo
Hotanterahina ny alahady 7 avrily ho avy izao, ny andiany fahavalo amin’ny “Trail Ibity”. Fifaninanana karakarain’ny Association Antenna Madagascar ao Ibity, izay miahy ny zaza tratry ny tsy fanjarian-tsakafo. Araka izany, hampiantrano ity hetsika ity ny faritra Vakinankaratra. Hiavaka amin’ireo andiany teo aloha ity satria mitondra fanatsarana hatrany ny mpikarakara. […]
Fanomanana ny « Top 12 »: misongadina ny Cosfa sy ny FTM Manjakaray
Notontosaina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly, ny lalao fanomanana ny fifaninanana nasionaly “Top 12”, taranja rugby. Nisongadina tamin’izany ny fandresena azon’ny Cosfa miaramila sy ny FTM Manjakaray. Ny mpilalaon’i Manjakaray, nandresy ny TFMA Ankasina tamin’ny isa 33 no ho 28 ary ny Cosfa miaramila, nandavo ny TFA Anatihazo, tamin’ny […]
DAKA AN-JORONY: Fanehoan-kevitra kanosa
Toa toe-javatra efa mahazatra ny sofin’ny mpitia fanatanjahantena sy ny mpanara-baovao ny maheno fanontaniana sy baraingo, amin’ny fifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena. Tsy maintsy mipetraka foana ny hoe: Fa nahoana? Fa maninona?, aorian’ny famoahan’ny mpanazatra ny lisitra farany. Filazana ambadika fa misy zavatra maizimaizina ny amin’ireo anaran’izay voafantina. Tsy […]
“Youzou Smatchin Orange” : Tompondaka ny IUM sy ny U-Magis
Nifarana omaly 17 marsa, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany faha-10 “Youzou Smatchin Orange”, taranja basikety ho an’ny Oniversite. Voahosotra ho tompondaka ny IUM sy ny U-Magis. Tafavoaka ho tompondaka tao anatin’ny ekipa 20, sokajy vehivavy, ny ekipan’ny IUM, rehefa nahazo ny fandresena 49 no ho 46 nanoloana ny […]






