La décision du Conseil d’Etat d’annuler les résultats des élections du maire dans la capitale et d’ordonner l’organisation d’élections partielles, relance le débat sur la défaillance du système électoral à Madagascar. Face à cette situation, le groupe Panorama appelle à une réforme en profondeur des mécanismes d’organisation des scrutins, affirmant […]
Other News
TSELATRA
Lehilahy iray voasambotry ny polisy tetsy Ambohidahy, ny alakamisy 12 marsa 2026, lasa teo. Tratra nangalatra sy nanimba fananana iombonana teny an-toerana izy io. Nongotan’ity lehilahy ity tamin’ny andro atoandro, ny sarona dalle iray tetsy Ambohidahy. Tratran’ny polisy izy ka nosamborina avy hatrany. Efa miatrika fanadihadiana eny amin’ny biraon’ny polisy […]
Fiara Starex niharan-doza: Mpandeha efatra niara-maty, efatra hafa naratra
Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizan’aina olona indray teny amin’ny lalam-pirenena RN1 Bis, tao Mahatsinjo Tsiroanomandidy, omaly maraina tamin’ny 5 ora. Fiara Starex iray, no niharan-doza tampoka teny an-dalana. Olona valo no tao anatin’io fiara io. Vaky tampoka ny kodiaran’ny fiara rehefa tonga teo amin’ny sampanana hiditra an’i Mahatsinjo ka tsy nahatana ny […]
Nanendaka vehivavy mitaiza kely : Lehilahy iray niharan’ny vono tetsy Vontovorona
Olon-dratsy iray, 40 taona, niharan’ny fitsaram-bahoaka tetsy Vontovorona, omaly maraina, ka naratra mafy. Avy nanendaka vehivavy iray (30 taona) mitaiza kely, tao amin’ny faritry ny sekoly ity farany. Naheno vehivavy niantso vonjeo teny andrefan’ny faritry ny oniversite ireo mpianatry ny Sekoly polyteknika (ESPA), omaly, tamin’ny 05 ora maraina. Nifanenjehan’ireto farany […]
Tokantrano telo voatafika : Olona roa matin’ny jiolahy teny Ampangabe
Lasibatry ny andian-jiolahy ny fianakaviana miisa telo samihafa, afakomaly, teny Ampangabe Ambohidratrimo. Vehivavy roa maty, notifirin’ny olon-dratsy. Vola telo tapitrisa Ariary no voalaza fa very. Tsy mitsaha-mirongatra ny fanafihana tokantrano ataon’ireo olon-dratsy tato ho ato. Notafihin’ny jiolahy am-polony indray ny tokantrano miisa telo, tetsy Tsaramasoandro, fokontany Soamanjaka Avaratra, kaominina Ampangabe, […]






