Mandalo an-tanindrazana ! Lany avokoa ny tapakilan’ny seho voalohany hataon’i Niu Raza. Hisy kosa anefa ny seho faharoa, noho ny fangatahan’ireo mpankafy azy. “Na izaho aza tena tsy nanampo! Mahafaly foana ny maheno hoe lany avokoa ny tapakila. Tsy tokony hijanona maharitra aho, saingy nahita vahaolana ihany mba hanaovana seho faharoa, […]
Other News
Mahajanga II: miahiahy ny lisitry ny mpifidy ny sefo distrika
Misy tsy mazava ary mampiahiahy sahady ? Nambaran’ny sefo distrikan’ i Mahajanga II, Rabenandrasana Nicolas, fa mampiahiahy tanteraka ny hiatrehana ny fifidianana depiote any any an-toerana. “An-jatony ireo olom-pirenena, tsy fantam-pihaviana voasoratra anaty lisi-pifidianana… Omeko baiko ny sefo fokontany hanala ny anaran’ireo olona ireo”, hoy izy. Nohitsiny fa anisan’ny lesoka ary tena mahagaga araka […]
Madagasikara sy Canada: nohamafisina ny fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny maro
Nihaona tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny malagasy, mpisolo toerana, Jly Sahivelo Lala Monja Delphin ny minisitra kanadianina misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena, M. Ahmed Hussen, omaly. Fihaonana natao tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny, Anosy.Nivoitra tamin’ny dinika ny hanatsarana ny fiaraha-miasa sy ny fifanohanana eo amin’ny firenena roa tonta. Voakasik’izany ny lafiny tekinika sy ny […]
Maharitra Ali Petera : “Tokony hahalala ny olan’ny vahoaka ifotony izay mirotsaka ho depiote”
Amin’izao ankatoky ny fifidianana depiote izao, ihazakazahana izay ho kandidà. Olona toy inona? Maneho ny fijeriny ny filohan’ny Association Lumière de la lune de Madagascar (Alluma), i Maharitra Ali Petera . Dinidinika… Gazety Taratra (*): Inona no tena olan’ny vahoaka ety ifotony? Maharitra Ali Petera (-): Ny tsy fisian’ny olona […]
“Diovy i Madagasikara”: “Tsy hahazo maro anisa ny mpanohitra”
“Mieritreritra izany mpanohitra izay milaza azy hanohitra hahazo ny maro anisa parlemantera? Nofy izany. Satria tsy mbola misy zavatra miova na ny Ceni, na ny HCC, na ny governemanta. Tsy misy inona azo atao amin’izany”. Io ny fanehoan-kevitry ny avy amin’ny Cellule de crise “Diovy i Madagasikara”, i Benjara Paul, […]






