“Miandrandra zotram-pifidianana malalaka, mangarahara, mampiaty ary azo itokiana izahay, ka manolo-kevitra ny hanajan’ny mpiantsehatra rehetra ny lalàna velona sy ireo fenitra iraisam-pirenena”, hoy ny fanambaran’ny fikambanana 50 eo ho eo, nampitainy tamin’ny tranonkalam-pifandraisana, afakomaly, taorian’ny atrikasan’izy ireo teny Antanimena, nandritra ny roa andro. Tolo-kevitr’izy ireo ho an’ny fitondram-panjakana ny fananganana ny […]
Other News
Fitsaboana maimaimpoana : efa nahavita fandidiana olona 6 500 ny Mercy Ships
Efa nigadona eto amintsika, ao Toamasina, ilay sambo hopitaly Mercy Ships. Ao anatin’ny fandaminana faramparany amin’ny hirosoana amin’ny fandidiana maimaimpoana ireo mpitsabo amin’izao fotoana izao. Maherin’ny 6 500 ireo efa nandalo, nodidiana maimaimpoana tamin’ ity sambo hopitaly ity teto amintsika, nanomboka ny taona 1996 ka hatramin’ny taona 2023. Anisan’ny anaovan’izy […]
INDRAY MIJERY
Velon-taraina ireo mpianatra nivoaka tao amin’ny IFIRP, taona 2020 hatramin’ny taona 2022, fa tsy mbola nisy voaray ho mpiasam-panjakana raikitra hatramin’ izao. Miisa 1 400 izy ireo ary lasa miasa amina hopitaly tsy miankina kanefa miandrandra ny fandraisan’ny fanjakana azy ireo. Natolotra tamin’ity herinandro ity ny fitaovana niomerika ho an’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Fitia maroloko », hozarain’ny Tropy Jeanette. Fampisehoana hira teatraly, notsoingaina tao anatin’ ireo tantara klasika nanana ny lazany, nolalaovin’ny tropy hatramin’izay, ity hatao rahampitso, etsy amin’ny IFM Analakely ity. Tafiditra anatin’ny hetsika «Temps Fort Théatre» ka anasany ny tropy zokiny indrindra eto Madagasikara mba handray anjara. « Tsidika fokotany […]
« Gout France 2024 » : hisongadina ny haify frantsay
Tanterahina ny 12 sy 13 marsa 2024, eny amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny «Gout de France 2024». Hetsika eo amin’ny sehatry ny haify sy nahandro frantsay. Mpisehatra avy eto an-toerana sy avy any ivelany no hifampizara sy handranty ny fahaiza-manaony amin’izany. Ny mahakasika ny haify frantsay no […]






