Nosokafana, omaly, tao amin’ny Institut français Madagascar (IFM) Analakely, ilay hetsika «Temps fort théâtre», andiany voalohany. Ny tropy Jeannette, anisan’ny zokiny indrindra amin’ny filalaovana teatra eto Madagasikara no nisantatra izany tamin’ny alalan’ny fikaloana ireo hira teatraly nanana sy mbola manana ny maha izy azy ankehitriny. Fantatra fa anisan’ny mampiavaka ny […]
Other News
Taom-baovao malagasy : famerenan-kasina ny maha olona sy ny firenena
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, tetsy amin’ny kianja masoandro, ny fankalazana ny Taom-baovao malagasy, omaly hariva. Nosokafana tamin’ny alalan’ny fandrehetana ny afotsimaty izany. Tonga nanokatra izany ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Randriamananoro Augustin. “Famerenena indray ny hasina maha olona sy ny fifankatiavan’ny Malagasy rehetra ary ny soatoavina feno eto […]
Fidiovana sy tsodrano : fomba fototry ny fankalazana ny taom-baovao malagasy
Tsy finoana fa fomba malagasy ny taom-baovao. Anisan’ny fomba teto Madagasikara nandritra ny taona maro, efa hatry ny ela ny fidiovany ny tenany. Fomba fanao entina mankalaza ny taom-baovao io fidiovana io sy ny tsodrano. Endrika ara-kolotsaina manome lanja ny soatoavina maha Malagasy ny taom-baovao tamin’ny faha mpanjaka, teto Imerina. […]
FANTINA sy FINTINA
Notendren’ny papa Fransoa ho evekan’i Miarinarivo ny Mgr Rakotoarisoa Jean Claude. Efa vikera jeneralin’ny diosezin’i Tsiroanomandidy ary tale nasionalin’ny Œuvres Pontificales Missionnaires izy, mialoha izao fanendrena izao. Nianatra sy nandalina ny “Droit canonique”, tany Roma. Tsiahivina fa teraka ny 4 oktobra 1971 ny tenany Hanao fivoriambe ny Sendikàn’ny mpirakidraharahan’ny fitsarana […]
Famoronana distrika: “Matahotra tsy hahazo maro anisa ny mpitondra”
Naneho ny heviny momba ny famoronana distrika vaovao, ny filoha nasionalin’ny Otrikafo, Rabevahiny Elia. Nambarany fa tafiditra anatin’ny kajikajy politikan’ny mpitondra fanjakana, izay mitady ny maro anisa eo anivon’ny Antenimierampirenena izany. “Manao ny fomba rehetra hahazoana an’izay ry zareo. Anisan’izany io fanokafana ny distrikan’Antanimora Atsimo io”, hoy hatrany izy. “Tamin’ny […]






