Other News

Raholinarivo Paolo ; “Manara-maso no asan’ny depiote…”

“Tsy hiady na amin’iza na iza izahay, fa tokony hofantarina raha amin’ny fanjakana tan-dalàna: inona no andraikitry ny olom-boafidy? Raha parlemanta izy: mandany lalàna, afa-manolotra lalàna, manara-maso ny asan’ny mpanatanteraka fa tsy manevateva na manambanimbany azy”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Sendikàn’ny adminisitratera sivily (Synad), Raholinarivo Paolo, momba ny depiote voafidy tao Mahajanga II, […]

VAOVAO TAMBATRA

Niisa 9 ny mpiofana mahakasika ny fiompiana trondro, tany amin’ny kaominina Antsakoabe, distrika Antsiranana II, faritra Diana, ny 29 febroary teo. Tany lonaka mamokatra sady ahitana farihy tsy mety ritra miisa 10 any Antsakoabe no nojerena ny ahafahan’ny mponina manajary izany. Miisa 44 kosa ny mpiofana tany Beraketa, distrika Bekily, […]

« Viavy film festival »: Indostrian’ny sarimihetsika

Hatao ny 15 sy ny 16 marsa ho avy izao ny hetsika « Viavy film festival » eny amin’ny Canal Olympia Andoha­tapenaka. Manohana azy mivantana ny Canal Plus Ma­dagasikara, orinasa misehatra amin’ny fanapariahana ny fandaharana avoakan’ny televiziona eto an-toerana sy avy any ivelany. Nambaran’Andriamintantsoa Koloina, tale sady mpiara-mitantana ny « Viavy film festival » […]