Other News

« Miss Monde 2023 »: nisalotra ny vita malagasy i Antsaly Rajoelina

Ao anatin’ny fifaninanana tanteraka. Na tsy nahazo laharana voalohandohany aza, tsy nitsanga-menatra i Antsaly Rajoelina, miatrika ny “Miss Monde 2023”, nitafy ny vita malagasy. Voalohany tamin’ny fifaninana “Sport Africa”. Tao anatin’ny 25 voalohany tamin’ny”head-to-head Chal­lenge”. Mbola ao anatin’ny fifaninanana tanteraka i An­tsaly Rajoelina, solontena ma­lagasy miatrika ny “Miss Monde 2023”, […]

Ambohidrabiby: anisan’ny fototra niaingan’ ny tantaran’Imerina

“Ambohidrabiby, hasin’Imerina”. Izany no manambara ny maha vohitra manana ny maha izy azy sy mampiavaka azy eto Imerina. An­koatra ny ma­ha anisan’ny vohitra 12 ity toerana ity, niavaka ara-tantara koa izy. Raha ny mahakasika ny tanàna, Ankotrokotroka no anaran’iny vohitra iny tamin’izany andro izany. Ala mikitroka fonenan’An­driana­kotroka izay vazimba teny […]

FANTINA sy FINTINA

Kandidà depiote Randriamasinoro Tahiry Ny Riana. Atolotry ny vovonana Firaisankina etsy amin’ny boriborintany fahefatra. Sekretera jeneralin’ny Tim ny tenany ary efa kandidà ben’ny Tanàna teto an-dRenivohitra. Ho fantatra tsy ho ela ny kandidàn’ny boriborintany hafa. Efa eny amin’ny minisiteran’ny Atitany ny taratasy fijoroan’ny Vovonana Firaisankina, ivondronan’ny Tim, ProSiteny, HVM, Tsara […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Hojerena ny kaominina sy ny tanàn-dehibe”

Tsy misy ho diso anjara amin’ny fampandrosoana. Nam­baran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany fa anisan’ny andraikitra iantsorohany ny fiahiana ny eny ifotony. “Samy hisitraka ny tetikasa avy amin’ny fanjakana sy ireo mpamatsy vola avokoa na ny kaominina madinika na ireo kaominina an-tanànan-dehibe”, hoy izy, teny Andafiavaratra, Ambavahadimitafo, […]

Ady anaty… miseho ivelany

  Misy ady anaty ny eny anivon’ny vondrona na antoko politika amin’izao: iza no ho kandidà aiza? Amin’ny fifidianana depiote io. Misy ny efa mitonon-tena eny amin’ny vahoaka amin’izany fa vonona, ny mandoka tena amin’ny fitanisana zava-bita sy izay mbola hatao, ny matoky tena ka miandry amim-pitoniana izay ho fanapahan-kevitry […]