Other News

JJB-Vonjy Voina : mpitsara sy “Maître de salle” 40 nahazo fiofanana

Niditra tamin’ny andro fa­haroa, ny sabotsy 2 marsa lasa teo, ny fiofanana “Sa­peurs-pompiers”, ho an’ny mpitsara sy mpitantana toeram-pikotranana, eo amin’ny taranja Jiu-jitsu Breziliana. Manodidina ny 40 ireo tonga namaly ny antso ka niatrika ity fampiofanana nomen’ny Mpamonjy voina eny Tsarala­lana ity. Tsiahivina fa ta­min’ny 24 febroary no nanatanterahina ny […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina eny amin’ny efitrano malalaky ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, manomboka ny 5 -16 marsa 2024, ny fampirantiana « Planète femmes ». Ireo sary niatrika ny famaranana nandritra ny « Concours international de photographie », miisa 26, ny taona 2012 no haseho mandritra ny hetsika. Mitombo hatrany ny fanararaotra ho an’ny Malagasy mpisehatra […]

« Rallye moi(s) théâtre » 2024: hahazo tombony ny vehivavy sy ny ankizy

Teny amin’ny SMAK Ambohimangakely indray no nanatanterahina ny andro fahatelo amin’ny « Rallye moi(s) theatre” (RMT) andiany fahafito. Ho tohin’ny andro voalohany sy faharoa, hetsika maro no nentina nanamarihina izany. Anisan’izany ny atrikasa sy fampisehoana maro. Mpahay kanto manana ny maha izy azy, eo amin’ny sehatry ny kanto isan-karazany ihany koa […]

«Bagasy mazia romotra»: mikendry ny avo kokoa ry Zandry Gasy

Dingana lehibe teo amin’ny tantarany no tafitan’ny Zandry Gasy, omaly. Notetezina tao anatin’ny ora telo ny lasa, ny ankehitriny ary ny hoavin’ny tarika, tetsy amin’ny Ivokolo Analakely. Vory ireo mpankafy ny « Bagasy mazia romotra », lasa anarana nampisalorana ny mozikan-dry zalahy ireto. Nahatsapa ilay « Revina Zandry Gasy » araka ny tantaran’ilay hira […]