Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fampiofanana nataon’ny Maître Tantely, tempana mainty, 4eme Dan, taranja Judo. Fiofanana natokana ho an’ny klioba, mpitsara, mpianatra ho mpitsara, izay mbola hitohy ny 8 marsa izao, eny Faravohitra. Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny ANS (Académie nationale du sport) Ampefiloha, ny fampiofanana ireo […]
Other News
JJB-Vonjy Voina : mpitsara sy “Maître de salle” 40 nahazo fiofanana
Niditra tamin’ny andro faharoa, ny sabotsy 2 marsa lasa teo, ny fiofanana “Sapeurs-pompiers”, ho an’ny mpitsara sy mpitantana toeram-pikotranana, eo amin’ny taranja Jiu-jitsu Breziliana. Manodidina ny 40 ireo tonga namaly ny antso ka niatrika ity fampiofanana nomen’ny Mpamonjy voina eny Tsaralalana ity. Tsiahivina fa tamin’ny 24 febroary no nanatanterahina ny […]
Volley-CCZone 7 : Tompondaka lefitra ny GNVB lahy sy vavy
Nifarana ny sabotsy 2 marsa teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’ny klioba eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball (CCZone 7). Laharana faharoa ny GNVB, lahy sy vavy. Samy tsy nisy tafavoaka teo amin’ny lalao famaranana na ny Gendarmerie nationale de Volley-Ball (GNVB) sokajy lehilahy na ny […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina eny amin’ny efitrano malalaky ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, manomboka ny 5 -16 marsa 2024, ny fampirantiana « Planète femmes ». Ireo sary niatrika ny famaranana nandritra ny « Concours international de photographie », miisa 26, ny taona 2012 no haseho mandritra ny hetsika. Mitombo hatrany ny fanararaotra ho an’ny Malagasy mpisehatra […]
« Rallye moi(s) théâtre » 2024: hahazo tombony ny vehivavy sy ny ankizy
Teny amin’ny SMAK Ambohimangakely indray no nanatanterahina ny andro fahatelo amin’ny « Rallye moi(s) theatre” (RMT) andiany fahafito. Ho tohin’ny andro voalohany sy faharoa, hetsika maro no nentina nanamarihina izany. Anisan’izany ny atrikasa sy fampisehoana maro. Mpahay kanto manana ny maha izy azy, eo amin’ny sehatry ny kanto isan-karazany ihany koa […]






