Manakaiky kokoa an’i Afrika izao ny politikan’ny fitondram-panjakana any Etazonia, izay nentina tamin’ny fivoriana faratampony, tamin’ny tapaky ny volana desambra 2022 lasa teo. 55 miliara dolara ny vola ampiasana aty Afrika ho an’ny telo taona ho avy, ary takina ho mangarahara ny fitantanana izany eo anatrehan’ny kongresy amerikanina. Anisan’ny nandray […]
Other News
Atsimo Andrefana: nahatratra 417.300 ha ny doro tanety ny 2021
Mihena tsikelikely ! Araka ny antontanisa avy any amin’ny Foibe fitantanana ny afo sy ny fambolen-kazo (COGIFR), nahatratra 417.300,88 ha ny velarantany main’ny afo tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana, ny taona 2021. Nihena izany raha oharina ny taona 2016, izay nahatratra 797.947,68 ha, izany hoe nahitana fihenana 36%. Mbola voasokajy ho […]
Fiahiana sosialy sy toekarena ny marefo: 250 tapitrisa dolara avy amin’ny Banky Iraisam- pirenena
Efa nisy ny fandaharanasa tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena, hanohanana ny fiarovana sosialy aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, saingy tsy ampy mahasahana ny rehetra, na efa misy fivoarany aza. Izay no nahatonga ny nametrahana ny Tetikasa fiahiana ara-tsosialy sy fiatrehana ny voina (PFSS). Nankatoavin’ny filankevi-pitantanan’ny Banky Iraisam-pirenena (BM), ny 21 desambra teo, […]
Befandriana Atsimo: tafapetraka ny fari-pitrandrahana any amin’ny kariera
Nidina tany amin’ireo kariera maro ao anatin’ny kaominina Befandriana Atsimo, distrika Morombe, faritra Atsimo Andrefana, ny fitantanam-paritry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (DIRMRS) Toliara, ny 19 hatramin’ny 21 desambra teo. Napetraka ny fari –pitrandrahana na « zone d’encadrement », mamaritra ny toerana azo hiasan’ny mpitrandraka madinika. Notombanana ny toeram-pitrandrahana, […]
Hitohy ny fankalazana… Ho tsangambaton’ny faha-55 taonan’ny TVM ny “Havoria”
Feno 55 taona tamin’ny asabotsy lasa teo ny Televiziona Malagasy (TVM). Fanombohana ny fankalazana ihany iny, fa ny fitokanana ny “Havoria” no ho ivony, amin’io taona hitsidika io. 55 taona, nanamarika vanim-potoana maro. Mpandray anjara feno tamin’ny tantaram-pirenena ihany koa ny Televiziona Malagasy, nandritra izay fotoana izay. Niavaka ny fanamarihana […]