Other News

Pr Ranjeva Raymond: “Zon’ny rehetra ny misitraka fandriampahalemana…”

Nampita hafatra amin’izao fetin’ny Noely izao ny filohan’ny Académie Africaine des Sciences Religieuses Sociales et Politiques – AASRSP, ny  Pr Ranjeva Raymond. Nambarany tamin’izany fa tokony hahatonga izao tontolo izao ho mendrika ny hafaliana entin’ny fahaterahan’i Jesoa. “Ao anatin’ny firahalahiana tanteraka ary mba hisitraka ny zo ho an’ny filaminana sy […]

Tandindomin-doza

Tena mihanoka anaty  fotoam-pahavaratra tanteraka ny eto Madagasikara, ankehitriny. Mijohy ny orana manerana ny  faritra maro eto amin’ny Nosy. Andaniny, ao  ny sahirana sahady amin’ny  ranobe. Mitaintaina amin’ny trano fonenana sao ho lasan’ny rano na mirodana. Tsy ferana ny miara-matory amin’ny maloto izay hatsinkafon’ny rano satria aloan’ny lakandrano  tsentsin’ny fako. […]

Ranomafana: lehilahy maty vohitsaky ny fiara

  Maty teo noho eo ny mpandeha an-tongotra iray voahosin’ny fiara tao Ranomafana, afakomaly tamin’ny 7 ora hariva. Nitondra mpizahatany enina, tsy nanampo na inona na inona ny mpamily. Araka ny nambaran’ny olona teo amin’ny manodidina, efa mamo hatramin’ny atoandro ilay lehilahy voahitsaka. Tsy niala teo izy nandritra ny tontolo […]

Etrotroka – Faranfangana: dahalo roa raindahiny maty voatifitra

Rotiky ny balan’ny zandary ireo dahalo roa lahy anisan’ny ikoizana amin’ny halatra omby tao Etrotroka, distrikan’i Farafangana, ny 24 desambra teo. Taorian’ny nahalasibatra matetika ny ombin’i Aban’i Mirihina, manana omby maro ao Mahatama anatin’ny fokontany Tanambao. Araka ny angom-baovao azon’ny zandary, tompon’antoka tamin’ny fangalarana ireo omby ireo ny dahalo roa […]