Natao omaly 1 marsa 2024, teny Farahantsana Mahitsy, ny fambolen-kazo niarahan’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH) sy ny orinasa Tozi Green. Miisa 13 000 ny zana-kazo nambolena. Nitarika ny hetsika ny minisitra MEH, Jean Baptiste Olivier, sy ny filoha tale jeneraly (PDG) ny Tozzi Green, Davide Giachero. Zava-dehibe ho an’ny toby eny Farahantsana […]
Other News
Fifidianana Solombavambahoaka : Minisitra maro no mikasa hirotsaka
Tazana matetika eny an-kianja amin’izao, ireo minisitra, araka ny toromarika efa nomen’ny filoham-pirenena, amin’ny tsy tokony hanafanana birao. Fantatra ihany koa anefa fa misy amin’izy ireo no ho anisan’ny hirotsaka ho fidina amin’ny fifidianana Solombavambahoaka ho avy io. Anisan’izany, ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Resampa André Haja, izay […]
Antenimierampirenena : Zana-kazo 4 000 voavoly
Notanterahina ny 1 marsa 2024, ny fambolen-kazo nataon’ ny Antenimierampirenena. Teny amin’ny kaominina Ampaneva, distrikan’i Manjakandriana no nosafidiana hanaovana izany tamin’ity taona ity. Zana-kazo 4000 no natsatoka nandritra izany izay nahitana frêne, eucalyptus robusta, filao, voandelaka ary eucalyptus citriodoa ary bambou. Ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine no nitarika ny foto […]
Minisitry ny Raharaham-bahiny: “Tsy tokony hotsabahin’ny vahiny ny raharaham-pirenena”
Nitondra fanazavana momba ny hevitry ny ambasadaoron’ny Vondrona Eoropeanina mahakasika ny famosirana ny minisitry ny Fitsarana. ”Tsy tokony hotsabahin’ny vahiny ny raharaham- pirenena”, hoy izy. “Ny fiantsoana an-dRtoa masoivohon’ ny Vondrona Eoropenaina eto Madagasikara teto amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny androany dia nahazoana namerina fa firenena mahaleo tena sy manana ny fiandrianany i Madagasikara”. […]
INDRAY MIJERY
Nampiofanina ireo polisy monisipaly 50 hifehy ny fitandroana ny filaminana ao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, ho an’ny fifaninanana baolina kitra lehibe sy hetsika goavana. Naharitra 3 andro ny fiofanana natao teny Anosipatrana. Nomena maripankasitrahana ireo mpiofana. Hiezaka hiditra anaty kaoperativa ny taxi-moto mba hampanan-kery tsara ny fijoroan’izy ireo ara-dalàna. Rafitra […]






