Other News

WWF : fiatrehana ny ambana voajanahary

Hamafisina ny fahafahana miatrika ny fiovan’ny tontolo iainana, sady hampihenana ny fiantraikan’ny loza voajanahary. Tafiditra ao anatin’izany ny fiarovana, ny famerenana amin’ny laoniny sy ny fitantanana maharitra ny rohy voahary. Toy ny fampihenana ny ambana voajanahary, ny rivodoza, ny tondra-drano, ny haintany, ny fihohatsahan’ny tany sy ny sisa. Izany rehetra […]

Mihodinkodina am-pitoerana

  Anatin’ny vanim-potoana hanomanana sy hiomanana amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka ny Malagasy ankehitriny. Andaniny, amperinasa tanteraka ny mpikarakara toy ny birao mahaleo-tena momba ny fifidianana na ny Ceni. Efa mamaramparana ny mpamita lisi-pifidianana. Samy midehadeha kely eny amin’ny tambajotran-tserana toy ny facebook ny isam-paritra fa nahatomombana ny iraka nankinina taminy. […]

Fifanakalozana ara-barotra aty Afrika : manomana ny paikady mahomby i Madagasikara

Manomana ny fidirana ao amin’ny ZLE aty amin’ny kaontinanta Afrikanina i Madagasikara. Hofaritana ireo paikady nasionaly enti-manatanteraka ny fifanarahana. Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy ny ta­lata teo, teny Anosy ny tetikasa PA-ZLECAF izay hamaritra sy hanohana ireo paikady nasionaly ho an’ny tombontsoa eo amin’ny fifanakalozana malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina. Hi­andraikitra ny […]

67 ha : Vehivavy ny iray amin’ireo jiolahy tratra teo am-panendahana

Saron’ny polisin’ny UIR Tsaralalana teny 67 ha, afakomaly ireo jiolahy telo niaraka tamina vehivavy iray tompon’ antoka tamina fanendahana. Tokony ho tamin’ny 2 ora ma­raina tamin’io fotoana io, nifanehatra tamin’ireo polisy na­nao fisafoana nivoaka avy ana­ty elakela-trano ireto jiolahy ireto. Lehilahy iray nitondra moto hamonjy fodiana no nosakanan’izy efatra mianadahy […]

Ady lova tao Vatomandry: hanaovana famotorana indray i Jasmin

Mbola tsy afaka am-bavan’ny rehetra ilay vonoan’olona feno habibiana nitranga tao Vatomandry. Araka ny fanazavan’ny lehiben’ny fikarohana ady heloka bevava eo anivon’ny polisim-pirenena Atsinanana, ny kaomisera Rajaobelina Herizo, taorian’ny fampidirana am-ponja ireo telo lahy namono nahafaty ilay renim-pianakaviana tao amin’ny fokontany Bemasoandro, ny alin’ny 4 febroary 2024 teo, tsy hijanona […]