Other News

Naiditra am-ponja : Vehivavy 32 taona nisoloky 136 tapitrisa Ar

Notazomina vonjimaika eny amin’ny fonjaben’Antani­mora, afakomaly 10 marsa 2026 lasa teo, ny vehivavy iray 32 taona. Taorian’ny fampiakarana fampanoavana azy teny anivon’ny fitsarana Ano­sy, afakomaly ihany. Voa­ro­hi­rohy tamin’ny resaka fisolokiana vola sy fisandohana andrai­kitra ary ny filazana fa afaka mampiditra olona ho mpiasam-panjakana eo anivon’ny minisiteran’ny Toekarena syn y vola […]

Nandrasana kendry tohina : Iray maty, fito naratran’ny 70 lahy nanafika tanàna

Zava-doza indray no nafitsoky ny olon-dratsy, omaly maraina, tao Beadabo, Mahabo. Olona iray namoy ny ainy, fito naratra vokatry ny fanafihana nataon’ny jiolahy miisa 70. Notafihan’ny jiolahy ma­nodidina ny 70 ny fo­kontany Beadabo, kaominina ambanivohitra Maha­bo, distrikan’i Betroka, omaly maraina, tokony ho tamin’ny 2 ora tany ho any. Efa niandry […]

Taranja Basket Ball : Sambany hisy “Élite U23” eto Madagasikara

Teo amin’ny tantaran’ny basikety malagasy, sambany ny fisian’ny fifaninanana natokana ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona, toy ity karakarain’ny ligin’Analamanga ity. Fifaninanana nanomboka ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’­ An­korondrano ary hatao isaky ny faran’ny herinandro, mandritra ny 8 volana. Ekipa 10 eo amin’ny sokajy lehilahy sy […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Santiago Bernabeu, Espagne, ny fifanandrinan’ny Manchester City, anglisy sy ny ekipan’ny Real Madrid, klioba espaniola. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao mandroson’ny ampahavalon-dalan’ny “Ligue des Champions 2026”. Mbola manala vela amin’ity fihaoanana ity moa ny Real Madrid. Hiatrika fifaninanana any Genève indray ny Malagasy mpilalao tsipy […]