Other News
Rugby – “Lalao Afrikanina, (J.A 2024)” : najanon’ny minisitera ny Makis lahy
Alahelo miharo hatairana ny nandraisan’ny Malagasy Rugby ny filazana avy amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Hajanona tsy hiatrika ny lalao afrikanina, tanterahina any Ghana ny Makis, sokajy lehilahy. Nambaran-dRakotomalala Marcel, filohan’ny federasiona tamin’ny mpanao gazety teny Andohatapenaka, omaly, fa noho ny fandaminana dia tsy anisan’ny handeha ny Makis de […]
SOMBIM-BAOVAO
Nigadona eto Madagasikara, ny 15 febroary teo, ireo mpilatsaka an-tsitrapo japoney miisa dimy. Ny iray amin’izy ireo, hiara-hiasa amin’ny federasiona malagasin’ny taranja «Ping-pong». Haharitra roa taona eo ny asan’izy ireo eto an-toerana. Tsiahivina fa ny ekipa malagasy dia niatrika ny Mondial, lalao iaraisana, tamin’ ity taranja ity. Hifanandrina amin’ny ekipan’ny […]
“Pureplay Football League”: hanafika ny Fosa Jr ny Ajesaia
Hotanterahina anio sy rahampitso ny andro fahatelon’ny fifaninanam-pirenena “Pureplay Football League (PFL)”, taranja baolina kitra. Hisongadina amin’izany ny lalaon’ny Fosa Jr Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, ho an’ny kaonferansy atsimo. Fihaonana hatao ao amin’ny Kianja Rabemananjara Mahajanga, ny alahady ho avy izao. Hanalavela ny ekipan’i Bongolava amin’ity. Raha tsiahivina, resin’ny […]
« Afrobasket 2025 »: resin’i Côté d’Ivoire i Madagasikara
Tsy nahomby ny lalao voalohany natrehin’ny Malagasy, tao anatin’ny dingana voalohan’ny fifanintsanana « Afrobasket 2025 », sokajy lehilahy. Resin’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire ny Ankoay Niondrika nanoloana an’i Côte d’Ivoire, tamin’ny isa 77 no ho 69, i Madagasikara, omaly, tao Le Caire Egypte, nandritra ny lalao voalohany. Tany ampanombohan’ny lalao dia […]






