Other News

VAOVAO TAMBATRA

Mitentina 570 dolara ny vidim-bary iray taonina eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, raha toa ka 342 dolara izany tamin’ny taon-dasa. Hiantraika eto amin’ny tsena anatiny ity vidim-bary ity. Ankehitriny vidina 136 000Ar ny gonim-bary 50 kilao. Mbola betsaka kosa ny tahirim-bary eny an-tsena sy hiatrehina ny maitsoahitra. Hitondra paikady dimy hampandrosoana ny […]

Conférence des parties-COP 11: handray ny fihaonambe i Madagasikara

Hotanterahina eto Antana­narivo, ny 10 ka hatramin’ny 16 jona ny « Conférences des parties » (COP11) de la convention de Nairobi, andiany faha-11. Filohan’ny biraon’ny convention nanomboka ny taona 2022 hatramin’ity taona 2024 ity i Madagasikara ka hampiantrano izao fivoriambe iraisam-pirenena izao. Ha­songadina mandritra io fotoana io ny ezaka ataon’ny fanjakana mahakasika […]

TETIKASA EAGER: hovatsiana vola 180 tapitrisa dolara

Mitentina hatrany amin’ny 180 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola ny tetikasa « Autonomisation et résilience des filles en Afrique de l’Est” (EAGER). Natao hampiakarana ny tahan’ny ankizivavy hianatra sy hahaleo tena ara-toekarena izany. Hisitraka ny tetikasa ny faritra 16 izay tena mbola hita fa vitsy ny vehivavy manana fihariana ka mila fanampiana […]

« Grand salon économique de Madagascar »: hanome lanja ny toekarena malagasy

Hampivondrona ireo mpandraharaha isan-karazany ny « Grand salon économique de Madagascar », izay hatao ao Toamasina, mandritra ny telo andro. Hifampizara traikefa ny samy mpandraharaha, hampiroboroboana ny toekarena ao an-toerana. Hanehoana ny vokatra ataon’ireo mpandraharaha samihafa sy ho fampiroboroboana ny toekarena malagasy ny  « Grand salon économique de Mada­gascar » andiany voalohany. Hetsika hatao […]

Ambohimanarina : mpamaky trano roa lahy tra-tehaka

Voasambotry ny polisy ny mpamaky trano roa lahy tao Antanety avaratra Ambohimanarina, omaly. Nitsofoka mangingina tao amina tokantrano iray anatin’io fokontany io izy roa lahy. Tsikaritry ny vaomieran’ny fandriampahalemana izy mirahalahy ireo tamin’ny 2 ora maraina . Niantso mpitandro filaminana avy hatrany ilay nanatri-maso. Tratra teo am-pikonon­kononana handroba ilay tokantrano […]