Other News

Beach soccer : tsy nivoaka vondrona ny Faraonan’i Egypte

Nofaranan’Italia ny dian’i Egypte, solontenan’i Afrika amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja “Beach soccer”. Mbola manana fanantenana i Sénégal. Tanterahina ao amin’ny kianja Dubai Design Disctrict Stadium, ao United Arab Emirates, nanomboka ny 15 febroary lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny baolina kitra lalaovina eny amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Nitsidika ireo tolotra ara-pahasalamana ho an’ny traboina vokatry ny fiakaran’ny rano nandritra ny rotsakorana naharitra teto an-dRenivohitra ny delegasi­on’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Ny fokontany Andrefan’i Mananjara, boriborintany fahefatra, no no­tsi­dihina niaraka tamin’ny profesora Randriamanantany Zely Arivelo. Nidina ifotony nijery ny zava-misy ary nanolotra fanampiana ara-tsakafo ho an’ireo tokantrano tra-doza miisa 489, […]

«Afrobasket Men 2025» : 12 mirahalahy hanafika any Egypte

Nanainga omaly, nihazo an’i Le Caire renivohitr’i Egypte, ny ekipan’ny Ankoay, lehilahy. Hiatrika ny dingana voalohany ho an’ny fifanintsanana «Afrobasket Men 2025» izy ireo. Fihaonana hatao ny 23 ka hatramin’ny 25 febroary ho avy izao. 12 mirahalahy ny mpilalao hiaro ny voninahi-pirenena. Tsiahivina fa ao amin’ny vondrona «D» no misy […]

Ping- Pong – «Mondial 2024» : tapitra hatreo ny dian’ i Madagasikara

Nofaranan-dry zareo Sinoa ny lalan’i Madagasikara, amin’ny fifaninanana maneran-tany taranja tenisy ambony latabatra. Tsy tafita any amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalana ny ekipa malagasy. Tsy tafita any amin’ny dingan’ny ampahavalon-dalan’ny “Mondial 2024”, taranja “ping pong”, lalao iraisana, i Madagasikara. Fifani­na­nana atao any Busan, Korea Atsimo. Resin’ny Sinoa avy ao Taipei tamin’ny isa […]

VAOVAO TAMBATRA

Ankalazaina androany, etsy amin’ny Lapan’ ny Tanàna Analakely, ny Andro iraisam-pire­ne­na ho an’ny mpiseradia. Hisy ny hetsika samihafa hanamarihina izany andro manan-tantara izany. Eo koa ny faha-25 taonan’ny fikambanan’ny mpi­seradia. Hatsangana ao Farafangana sy Vangain­drano ny orinasa ho an’ny sampandraharaha momba ny famonosana ny vokatra any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana, […]