Other News

Mandritra ny taona 2024: hiroborobo ny toekaren’ i Madagasikara

Handroso ny sehatry ny toekaren’i Madagasikara ho an’ity taona ity, taorian’ireo ezaka natao teo aloha sy ho an’ny vina napetraka manaraka. Manome vahana ho an’ny fampandrosoana ny fivoaran’ny marefo maneran-tany. Hihatsara ny tontolo ara-toekaren’i Madagasikara mandritra ity taona ity raha ny vinavina nataon’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Hiroborobo ireo orinasa […]

VAOVAO TAMBATRA

Natao omaly ny famindram-pitantanana ao amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny Mpandrindra ankapobeny ny tetikasa, ao amin’ny vondrona mpandrindra ny tetikasa ao amin’ity departemanta ity. Mitana izany andraikitra izany indray izao, Rtoa Rajaonarivo Lalao Mbolatiana, nisolo an-dRtoa Rasolondraibe Elza Hantasoa. Tafapetraka any Jangoa, kaominina sady distrika Ambanja, ny toerana fitahirizana hazandranomasina. […]

Banky iraisam-pirenena: Vao mainka hahantra ny ampaha­telon’ ny mponina amin’ity 2024 ity

Navoitran’ny tale jeneralin’ny Banky iraisam- pirenena, Rtoa Anna Bjerde, fa tratry ny hanoanana ny 60%-n’ny vehivavy sy ny ankizivavy mandritra ity taona 2024 ity. Tsy mifandanja ny fahazoan’ny lahy sy ny vavy eo amin’ny tsenan’ny asa, ka mila arenina. Naneho hevitra ny tale jeneraly, DG-n’ny asa ao amin’ny Banky iraisam-pirenena […]

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny lalan’i Ken. Taorian’ny nialany tsy ho mpikambana ao amin’ny tarika Mage 4 intsony, efa na­nambara i Ken fa hanjohy lalan-kafa amin’ny mozika. Maro ireo tsindriandaona te haheno ny karazana mozikany, ka hamoaka hira telo avy hatrany izy, «Baikon’ny fo», «Ry fanadinoana» ary «Saw lany». fantatra fa hivoaka amin’ […]