La Commission électorale nationale indépendante (Ceni) a enfin fixé des dates pour les élections prévues cette année. Ainsi, sauf changement, les législatives se tiendront le 29 mai, et les communales, le 6 novembre. La balle est dans le camp du gouvernement. La Ceni a présenté le chronogramme des législatives et […]
Other News
fikambanam-behivavy ams : nahazo zanak’akoho sy kisoa
Mandeha ny fitsinjarana ireo biby fiompy sy sakafom-biby ho an’ny tantsaha ataon’ ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Nitsidika kaominina maromaro any amin’ny faritra Amoron’i Mania, ny minisitra Ratohiarijaona R. Suezlin, ny herinandro lasa teo, nandray ny hetahetan’ny tantsaha. Ho famaliana izany fangatahana izany, natao ny sabotsy 10 febroary […]
VAOVAO TAMBATRA
Namboly hazo teny amin’ny kaominina Ambalavao Atsimondrano ny tily Mpanazava eto Analamanga, ny sabotsy 10 febroary teo. Hetsika fanaon’izy ireo isan-taona izany, ka samy nanatanteraka ny azy daholo ny isam-paritra eto amintsika. Lohahevitra noraisina, tamin’ity taona ity, ny «Fiovan’ny toetr’ andro». Nahazo fitaovam-panjonoana ny mpanjono sy ny vadina mpanjono any […]
Fanampiana japoney: fitaovana fanaovan- dalana ho an’ny MTP
Ankoatra ny fitokanana ny tetezan’i Mangoro Moramanga vaovao, ny 9 febroary teo, nanolotra fiarabe sy milina fanamboaran-dalana ho an’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) ihany koa ny fanjakana japoney. Nandray ireo fanomezana ny filoha Rajoelina Andry, niaraka tamin’ny minisitry ny Asa vaventy, ny kolonely Andrianatrehina Ndriamihaja Livah, sy ny masoivohon’i Japana, […]
Famatsiam-bola vahiny: hafainganina ny famoaham-bola
Tsy ampy ny fanaraha-maso ny fanatanterahana ny fifanarahana amin’ny findramam-bolan’ny fanjakana amin’ny any ivelany. Mavesatra ny pitsompitsony amin’ny fanaovana ny fandaniana sy ny fampanarahan-dalàna ny fanatanterahana azy. Ambany ny tahan’ny famoaham-bola amin’ny fanampiana ara-bola avy any ivelany, araka ny tatitry ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola (MEF). Antony, mavesatra ny […]






