Other News

Rugby – “XXL Top 12”: Nivarina fahatelo ny FTM Manjakaray

Taorian’ny fahavitan’ny andro fahenina amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”, nivarina any amin’ny laharana fahatelo ny FTM Manjakaray. Ny faharesena nanoloana ny Cosfa ny anton’izany. Miakatra eo amin’ny toerana faharoa kosa ny CEA Andranomanalina. Mbola mitarika hatrany kosa ny Cosfa (Bebaoty), izay tsy mbola resy, […]

Fitokanana ny Carion : Andrasana fatratra ny filohan’ny Fifa

Raha ny voalaza, tokony ho tamin’ny volana janoary teo no voatondro hahatongavan’i Gianni Infantino eto Madagasikara. Hatramin’ny omaly, anefa, tsy mbola nisy vaovao ofisialy ny amin’ny fihaviany na tsia. Anton-diany moa ny hanova ny satan’ny FMF sy hitokana ny Carion. Araka ny fanadihadiana natao omaly, tamin’ny loharanom-baovao iray, efa vita […]

VAOVAO TAMBATRA

Navoitran’ny mpitatitra manokana ny haratsian’ny lalam-pirenena RN7, indrindra ny eo anelanelan’Antananarivo sy Antsirabe, ny eo Sakaraha hatrany Toliara. Nandritra ny loabarian-dasy ho an’ny fitaterana an-tanety, natao teto Antananarivo, ny talata teo, izany. Fantatra koa fa tsy andoavam-bola ny fiampitana eo amin’ny baka any Ifasy amin’ny RN6. Efa napetraka koa ny […]

Bred Madagasikara: Natsangana ny Tranoben’ny mpandraharaha

Herintaona izao ny nisian’ny banky Bred Madagasikara eto amintsika. Dingana vaovao no nataony satria notokanana, omaly, ny Tranoben’ny mpandraharaha (Maison des entrepreneurs), nantsoina hoe Tranoben’ny PME teo aloha. Vovonana iray entina hanohanana ny fampiroboroboana ny fandraharahana sy ny orinasa tsy ankanavaka, indrindra ireo madinika sy salantsalany (PME, TPME) izy io. […]