Hanainga, anio, hihazo an’i Qatar, ny solontena malagasy, taranja lomano, hiatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany. Malagasy mpilomano roa no fantatra fa hifaninana amin’izany, ahitana an’i Tendrinavalona Idealy sy Rahavel Jonathan. Vonona ny hiaro ny voninahi-pirenena ireto solontena ireto. Lavon’ilay maraokanina mpilalao tenisy, Karim Bennani tamin’ny seta 2 no ho […]
Other News
Can 2024 – Lalao manasa-dalana : hanala vela amin’i Côte d’Ivoire i RD Congo
Ho fantatra anio, ny ekipa roa hiatrika ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (CAN 2024). Hatao anio, ao amin’ny kianja Bouake sy ao Alassane Ouattara ireo lalao manasa-dalana roa. Anisan’ ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny an’ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, mpampiantrano, sy ny RD […]
Fonjamby: tompondakan’ i Afrika i Rosina
Nihofahofa indray ny sainam-pirenena malagasy, tany Egypte, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, sokajy Seniors, taranja fibatana fonjamby. Voahosotra ho tompondakan’i Afrika Randafiarison Rosina, sokajy latsaky ny 49kg. Medaly volamena 3 no indray noraofiny, teo amin’ny “arraché” 74kg, ny “Epaulé jeté” 95kg, ary ny “total olympique” 169 kg. Zava-dehibe ho […]
Tia Kitra FC sy Jet Kintana : mitaky ny fampiharana ny lalàna ny filohany
Afaka andro vitsy, hanomboka ny fifaninanam-pirenena « Pureplay Football League (PFL) » , taranja baolina kitra. Miantso ireo mpitantana ny klioba Jet Kintana Itasy sy ny Tia Kitra Toamasina, manoloana ny fampiharan-dalàna. Nampahafantarina, omaly, teny Anosy fa mihintsana any amin’ny diviziona faharoa ny Tia Kitra FC Toamasina sy ny Jet Kintana Itasy. Manoloana […]
VAOVAO TAMBATRA
Vinavinaina ho 4,5% ny fitomboana ara-toekarena amin’ity taona 2024 ity. Anisan’ny tena hananana ny lanjany ny seha-pihariana matanjaka, toy ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany indostrialy, ny fambolena ary ny fizahantany. Misy ny paikady manokana ataon’ny fanjakana hanatrarana ireo tanjona ireo. Mitohy ny fanofanana ireo mpandraharaha mpiompy trondro manerana ny Nosy. […]






