Other News

Basikety 3×3 – Analamanga : tompondaka ny ekipa Liberty

Notanterahina teny amin’ ny Kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny sabotsy 3 febroary lasa teo, ny fifaninanana basikety 3×3, sokajy vehivavy U23, ho an’ny ligin’Analamanga. Noromba­hin’ny ekipa Liberty izany fifanintsanana izany. Araka izany, izy ireo no so­lon­tenan’Analamanga amin’ilay fifaninanam-paritra “De La Rue vers l’Or”, izay hotontosaina eto Antananarivo, manomboka ny 16, 17 […]

Judo-«Grand Slam de Paris»: tsy nivoaka vondrona ny solontenan’ ny Malagasy

Ratsy ny vokatra ho an’ireo Malagasy judokas telo mianadahy izay niatrika ny fifaninanana “Grand Slam de Paris” any Frantsa. Tsy tafavoaka tamin’ny vondrona nisy avy azy izy ireo. Notanterahina tany Paris Frantsa, ny 3 hatramin’ny 4 febroary lasa teo, ny fifaninanana maneran-tany “Grand Slam de Paris”, taranja judo. Tsy fahombiazana […]

TARATRY ny KANTO

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, ny he­tsika «Takalo dinika amorom-patana 2024». Lahadinika ny hoe “Taom-baovao: Riba ela sy vao”, notarihin’ny Dr Rabenalisoa Ravalitera Jean sy Ranjatohery Harilala. Isaky ny sabotsy voalohany sy alahady fahatelo amin’ ny volana no anaovana ny he­tsika ary an-jotra sy azon’ny rehetra atrehina amin’ny alalan’ny fisoratana […]

Tana Gospel Choir: niavaka ny fahatsiarovana ny faha-20 taona

Tontosa omaly, teny amin’ ny Tranompokonolona Anala­kely, ny fampisehoana nanokafana ny faha-20 taonan’ny tarika Tana Gospel Choir (TGC). Fanokafana fotsiny moa iny fampisehoana iny fa ny 19 mey 2024 no fanokafana amin’ny fomba ofisialy izany. Araka ny nambaran-dRabearisoa Fidy, tomponandraikitry ny tarika, tao amin’ny Tranompokonolona Analakely no nanatanterahin’ny TGC ny […]