Other News

Ampahefa-dalan’ny Can : Sambany tsy nisy ekipa magrebianina

Miala sasatra ireo ekipa mbola manohy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2024), anio alakamisy. Efa fantatra avokoa ireo 8 hiatrika ny ampahefa-dalana, manomboka rahampitso zoma. Nise­hoan’ny vokatra tsy nampoizina ity “Can 2024” ity, araka ny fandinihan’ireo manampahaizana momba ny baolina kitra. Sambany […]

SOMBIM-BAOVAO

Hatao ny sabotsy 3 febroary izao avokoa ny fifaninanana ho an’ny faritra faha-6, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja Volley-ball. Tsy hisy lalao ny alahady 4 febroary, araka ny fangatahan’ireo mpitsara lalao, raha ny fanazavana hatrany. Miditra an-tsehatra any an-tsekoly ny taranja Echecs. Misy ny tetikasan’ny federasiona malagasy, hampianatra ity […]

Tsipy kanetibe: miandry ny fanalana sazy ny Malagasy

Araka ny fikaroham-baovao natao, mangataka ny fandaharanasa ao anatin’ny dimy taona avy amin’ny federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), tarihin’Andrianirina Adrien, ny filohan’ny federasiona iraisam-pirenena. Raha ny fantatra, efa manaiky ny fitsanganan’ny komity mpitantana vonjimaika amin’ity taranja ity, i Claude Azema. Raha io zava-misy io, efa ho afaka ny sazy mahazo […]

Fifanakalozam-bola : maherin’ny 6 000 ny Cash point an’ny MVola

Maro ny zava-bitan’ny orinasa MVola fa tsy vitsy koa ny ezaka hotohizana. Nilaza ny tale jeneraly (CEO), Louis Olivier Favot, fa anisan’ny voalohany nahazo ny satan’ny fifanakalozana ara-bola amin’ny maha banky, ny MVola tamin’ny taona 2023. Sangany amin’ny lafiny fifanakalozam-bola niomerika ity orinasa ity. Notsorin’ny mpitantana ny MVola, fa sangany […]